Raha vao miresaka Ny Eja, mby ao an-tsaina avy hatrany ireo tononkirana mpanakanto tsy afaka am-bavan’ny maro, izay nosoratany. Eo koa i Avelo Nidor, amin’ireo sanganasany tsy afaka am-bavan’ny maro, indrindra ireo mpanaraka ny tontolon’ny haisoratra. Mpanakanto roa samy manana ny maha izy azy eo amin’ny tontolon’ny literatiora no hiray […]
kolon-tsaina
Unesco: nomarihina ny « Andro maneran-tany ho an’ny filozofia »
Alakamisy fahatelo ao anatin’ny volana novambra. Natokan’ny Unesco ho « Andro maneran-tany ho an’ny filozofia ». Notanterahina teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo Ankatso ny hetsika mifanandrify amin’izany. « Ahafahana manokatra fijery indray, indrindra indrindra adihevitra amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona. Natokana hieritreretana ny olombelona sy ny ampitsony ihany koa ity Andro maneran-tany ity », hoy Ravelojaona Manda, […]
Rindram-piarahamonina malagasy: saba-droa lela ny « marimaritra iraisana »
Tahaka ny firenena rehetra, manana izay heveriny fa hampirindra ny fiarahamonina misy azy ny Malagasy. Iray amin’ireny ny « marimaritra iraisana ». Saika nahitana azy io ny ankamaroan’ny sehatra niainany. Noraisina ho fomba mihitsy aza izy io taty aoriana, hany ka sarotsarotra ny niala na ny nanala azy amina tranga tsy maintsy […]
Tian’ny mpanakanto vahiny…: ho avy eto koa i Jason Derulo
“Iza koa izany?” Tsy maintsy ho maro no hametraka io fanontaniana io, indrindra ireo izay tsy dia maharaka firy intsony ny fizotry ny rivotry ny mozika amin’izao fotoana izao. Marobe ihany koa anefa ireo faly, vantany vao nambara omaly fa ho avy eto Madagasikara i Jason Derulo! Tototra fankasitrahana sy […]
Harembakoka: feno 50 taona ny fifanarahana iraisam-pirenena
Tapaka nandritra ny fivoriamben’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana misahana ny fanabeazana, ny siansa ary ny kolontsaina tao Paris, ny taona 1972 ilay fifanaharana izay mahakasika ny fiarovana ny harembakoka iraisain’izao tontolo izao. Mamaritra ireo zavaboahary na harembakoka ara-kolontsaina izay mahafeno ny fepetra hampidirina anaty lisitra, mamaritra ihany koa ny andraikitry ny […]