Taratra

FANTINA sy FINTINA

Tratra ny 13 febroary teo ny tovolahy iray, nivarotra varika roa tanaty tambajotra sosialy. Naterina eny amin’ny valanjavaboahary Tsimbazaza ireo varika ireo, hanaraha-maso ny fahasalamany. Niara-nisalahy ny fisamborana ilay tovolahy ny sampana miady amin’ny kolikoly, DULC, ao amin’ny minisiteran’ny Medd sy ny polisim-pirenena. Miisa 6 mianadahy ireo niofana mikasika ny […]

Fanajariana vahoaka

  Lehibe, voalohany, maika amin’ny asa fampandrosoana ny fiainam-bahoaka amin’izao? Ny maha olona hoe anisan’ny loharanon-karena amin’ny fampandrosoana amin’izao fe-potoam-piasana vaovao izao. Izay ilay hoe sosialim-bahoaka. Tsy hisy hadino? Ho hita eo… Fa manao ahoana koa ny vahoaka ifotony amin’izay fihetsehana sy fisitrahana fampandrosoana izay? Vonona hiova sy hiasa ary […]

Sakafo biolojika : omen-danja any Alemaina ny vehivavy

Atao any Nuremberg, Alemaina, ny 13 hatramin’ny 16 febroary izao, ny hetsika iraisam- pirenena mikasika ny fambolena sy ny sakafo biolojika Biofach. Mandray anjara amin’izany koa i Madagasikara. Lohahevitra noraisina tamin’ity andiany taona 2024 ity ny hoe : « Sakafo ho an’ny ho avy : fiantraikan’ny rafitra ara-tsakafo maharitra amin’ny vehivavy ». Nasongadin’ny […]

TSELATRA

Lehilahy iray tratran’ny mpitandro filaminana rehefa nangalatra aroloha an’ny mpitondra moto iray tao amin’ny fiantsonan’ny fiara anatin’ny kianja fanaovam-bolina ao By-pass, ny talata 13 febroary teo. Nentiny nandositra io fitaovana io. Voasambotra taorian’ny fikarohana azy io lehilahy io. Noviravirain’ny mpamaky fasana indray ny taolam-balo tao Ampananina, fokontany Ankadifotsy, kaominina Mahitsy, […]