Nifampitadiavana nanomboka ny harivan’ny alarobia, hita tao anaty rano ny fatin-jazalahy 12 taona, tao Tanjonandriana, kaominina Ambohimanambola, omaly maraina. Nilalao niaraka tamin’ny namany izy, ny tolakandron’ny alarobia teo. Ankizy tafaraka ka samy nanala akanjo ary nilalao rano. Nifaninana niampita nihazo ny gara ireo ankizy ireo. Nanao izay ho afany, araka […]
Taratra
Andoharanofotsy : mpianaka maty nianjeran’ny tamboho
Ankizilahy 15 taona sy raim-pianakaviana iray 52 taona niara-maty tototry ny tamboho, omaly. Tsaboina eny anivon’ny hopitaly HJRA ireo naratra mafy. Namoy ny ainy, nianjeran’ny tamboho lehibe ny ankizilahy avy nianatra sy iray. Teny Belambanana, kaominina Andoharanofotsy no nisehoan’izany, omaly, tamin’ny 5 ora. Nirava hamonjy fodiana, nandalo teo amin’io toerana […]
Fahadimy taonan’ny Kintana Football : hikarakara fifanintsanana ho an’ireo mpilalao zandriny
Nambaran-dRamisamanana Lova, filohan’ny Kintana football Madagascar (KFM), omaly, teny Andraharo, fa mankalaza ny fahadimy taona nijoroany ny KFM amin’izao fotoana izao, izay ahitana ny sekolin’ny baolina kitra Kintana academy sy ny klioba Jet Kintana. Ho fanamarihana izany, manomana hetsika maro izy ireo mandritra ity telo volana farany ity. Anisan’izany ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Nitohy ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B. Lalao anisan’ny niady ny fifandonana teo amin’ny Zoulou Papa sy ny AT2B, sokajy Vétérans lehilahy. Isa 41 no ho 39 no nivoahan’ny Zoulou Papa ho mpandresy. Hanatanteraka fihaonana “Mini-Basket”, basikety ho an’ny ankizy, ny […]
Youth Camp 2024 : miofana any Abidjan i Tantely sy i Tiffany
Taorian’ny fiofanana ho an’ny zazalahy, anjaran’ny zazavavy indray no miatrika ny “Fiba Regional Africa Youth Camp”, izay hatao any Abidjan, Côte D’Ivoire. Fiofanana nanomboka omaly ary hifarana ny 26 oktobra izao. Efa nigadona any an-toerana ny fiandohan’ity herinandro ity ny Malagasy mpilalao, Rasoariniaina Tantely, mpilalaon’ny Fandrasa sy Rabeniamina Kaloniaina Tiffany, […]




