Razana miisa telo vao nalevina tsy ela no hany sisa tsy nosavoritahan’ny jiolahy tao Bemananony, fokontany Ampangabe, kaominina Ambalavao, distrikan’Antananarivo Atsimondrano, afakomaly. Olon-tsotra handeha ho any an-tsaha vao maraina no nahatsikaritra fasana nisokatra. Taitra, nampandre ny manodidina izy. Nojerena ny fasana kinanjo efa niparitaka avokoa ny razana. Nozahan’ny mponina koa […]
Taratra
Mihantsy Polisy sy zandary: jiolahy fito maty voatifitra
Samy tsy nitsitsy ! Mihantsy polisy sy zandary ny jiolahy. Vokany, maty voatifitry ny mpitandro filaminana tao anatin’ny indray alina ny olon-dratsy miisa fito. Samy nitrangana fanafihan-jiolahy mahery vaika avokoa tao an-tampon-tanànan’i Toamasina I sy Toamasina Suburbaine, distrikan’i Toamasina II, afakomaly sy omaly. Ho an’ny tao Toamasina tampon-tanàna, tao amin’ny fokontany […]
Beach Soccer : anisan’ireo hitsara ny “Can 2024” i Naccache
Nanomboka ny sabotsy 19 oktobra teo, ao amin’ny torapasik’i Hurghada Egypte, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2024), amin’ny baolina kitra lalaovina ambony fasika na ny beach soccer. Na tsy mandray anjara amin’izany aza ny Barea de Madagascar, voatendry hitsara ny lalao, any an-toerana, i Tsaralaza Maolidy (Naccache). Nialoha […]
SOMBIM-BAOVAO
Manao andrana iray volana any Egypta, i Tendry, lohalaharan’ny Barea de Madagascar izay milalao ao amin’ny klioban’ny Disciples FC Vakinankaratra. Araka ny vaovao voaray, miisa telo ireo klioba hanaovany fitsapana. Tsiahivina fa tamin’ny fihaonan’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates no nahitan’ny mpitily an’i Tendry. Hatao any Fianarantsoa, ny 26 […]
Échecs : tompondakan’i Afrika Andriatahina Serge
Notontosaina, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ampitain-davitra na “en ligne”. Voahosotra ho tompondaka, nandritra izany, ny Malagasy mpilalao échecs, Andriatahina Serge. Efa ela nilona teo amin’io taranja io i Serge, ka ankoatra ny maha filohan’ny ligin’Alaotra Mangoro azy dia nilalao an-taonany maro tao amin’ny Chess Club […]




