Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahatelo (CSP3) Antaninandro, ny alahady teo, ireo jiolahy sivy malaza ratsy amin’ny fanendahana sy fanaovana sinto-mahery. Maro ireo mpivarotra sy mpiantsena mivezivezy ao amin’ny tsenan’Andravoahangy no mitaraina amin’ny hamaroan’ireo mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy. Manoloana izany, nanao hetsika manokana ireo polisy miasa ao amin’ny […]
Taratra
Nitakiana 10 tapitrisa Ar: Zazalahy maty novonoin’ ny sakaizan-dreniny
Atidoha tamin’ny fakana an-keriny sy famonoana ho faty ny zazalahy 11 taona teny Tanjombato, ny alin’ny sabotsy 19 oktobra teo, ny sakaizan-dreniny. Nitaky vola 10 tapitrisa izy. Namoy ny ainy vokatry ny hetraketraky ny sakaizan-dreniny ny zazalahy 11 taona, taona fahenina “6 ème”, tetsy amin’ny secteur III, fokontany Ambohimanatrika, kaominina […]
Rencontre des dirigeants : Tosika ho amin’ny fandraharahana
Fahombiazana. Nizara traikefa sy namelabelatra ireo foto-kevitra sy paikady ary fomba fanaon’ireo mpanao fanatanjahantena matihanina eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, ny sabotsy teo, teny amin’ny Club Olympique de Tananarive (Le COT) Ankadikely Ilafy, ny Dr Fabrice Lollia. Notsindriny manokana fa « ilaina ny fifantohana sy fahavonona hahombiazan’ny fandraharahana sy ny fitantanana orinasa ». Maro, […]
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra hatramin’ny 100 miliara Ar ny vola miditra amin’ny Jirama isam-bolana raha toa ka eo anelanelan’ny 140 ka hatramin’ny 170 miliara Ar ny fandaniana ataony. Noho izany, tsy maintsy manohana ara-bola ny Jirama ny fanjakana. Mivarotra herinaratra amin’ny fatiantoka ny orinasa satria 22 cents/KWh, izany hoe, 1000Ar ny vidin’ny famokarana, […]
Fahasalaman’ny biby : niampy 30 ireo « épidémiologistes »
Nisitraka mari-pankasitrahana, ny zoma teo, ireo « épidémiologistes de terrain » vaovao miisa 30. Hifantoka amin’ny fitiliana ireo aretina izay mety hahazo ny olona sy ireo biby fiompy ireto mpisehatra ireto. Nakatona tamin’ny fomba ofisialy, nandritra io fotoana io ihany koa, ny atrikasa fanofanana momba ny fikojakojana ny fitaovana natao ho […]




