Taratra

Mena Manankasina: « Iray ihany ny lohataona ary misy fotoana voafaritra… »

Mpandala ny nentin-drazana sy ny fomba malagasy, nandalina ny fanandroana amin’ny endriny rehetra ihany koa i Mena Manankasina. Mitondra fanazavana mahakasika ny « lohataona », izay nampisy resabe tato ho ato indray izy. Resadresaka manokana. Gazety Taratra (*):Maro ireo fanina sy tsy naharaka tamin’ilay hetsika « Lohataona: taombaovao malagasy » tontosa teo. Mety tsy […]

SOMBIM-BAOVAO

Nirarandraraka tanteraka ny baolina maty nandritra ny fifanandrinan’ny FC Melaky sy ny Ma II Mi Betsiboka. Nomontsanin’ny mpilalaon’i Melaky, 14 no ho 0, ry zareo avy atsy Betsiboka, omaly. Marihina fa ity fifanandrinana ity, tafiditra amin’ny andro fahadimin’ny fifaninanam-pirenena, sokajy vehivavy. Hotanterahina anio, ny andro fahatelon’ny fifanintsanana iraisam-pirenena amin’ny taranja […]

« Can 2025 » : hifandona amin’i Gambie ny Barea de Madagascar

Hiditra an-tsehatra androany, mandritra ny andro fahatelo sy fahefatra hiadiana tapakila amin’ny “Can Maroc 2025”, any Maroc, ny ekipa nasionaly malagasy Barea de Madagascar. Hifandona amin-dry zareo amin’izany ny Scorpion Gambianina. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Stade El Arbi Zaouli Maroc, ny lalao ihaonan’ny ekipam-pirenena malagasy Barea sy ny Scorpion […]