Mahafantatra ny rehetra fa ny asa ataon’ny olombelona ihany no mahatonga ny fiovan’ny toetr’andro, toy ny fandoroana ala sy tanety, ohatra. Anisan’ny fiantraikany hita maso ny tsy firotsahan’ny orana iaraha-mahita. Mirongatra hatrany ny fandoroana ala eto amintsika, ankehitriny. Vao farany izao, may ny ala arovana any Mandena, Taolagnaro. Rakotra afo […]
Taratra
Taratry ny kanto
Misedra olana ireo mpanao asa Tanana, amin’izao. Anisan’izany ny tsy fahampian’ny akora fototra ahafahana manao ny asa. Efa nisy ny fifampiresahana tamin’ireo tomponandraikitra momba izany. Olan’ny mpanao asa tanana koa ny tsy fahampian’ny fahefa-mividin’ny Malagasy. Tsara fanombohana ny taona ho an’ny fampianarana zavakanto. Samy nampitombo ny taranja (zavakanto) ianarana ao […]
Misaona ny sarimihetsika malagasy: nodimandry Razafindranivo Serge na i « Lezily »
Ny sabotsy 4 janoary teo, nindaosin’ny fahafatesana Razafindranivo Serge Antonio, fantatra teo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika, tamin’ny anarana « Lezily ». Manavanana azy ilay fihetsika sy fiteny mahatsikaiky. Sarimihetsika anisan’ny nahafantarana an’i Lezily ny « R’izy mianakavy ». Nanapa-tsinay olona maro ny fandraisany anjara sy Ikala Berta, tao anatin’io tantara io. Hain’i Lezily tokoa ny […]
Johanesa Dalhy: “Ilain’ny fiarahamonina sy ny firenena ny fisian’ny mpanoratra”
Sady manabe no mianatra rehefa eo amin’ny sehatry ny asa soratra, indrindra amin’ny maha zavakanto azy. Mahavelombolo ny mahita ny tanora liana sy mirotsaka amin’ny sehatra sahala amin’izao. Randrianirina Johanesa Albert, fantatra amin’ny anarana maha mpanoratra azy hoe “Dalhy”. Malagasy mpanakanto niditra teo amin’ny sehatry ny asa soratra nanomboka ny […]
Faritra Atsinanana: nitotongana ny tontolon’ny baolina kitra
Mihamihena sy mitotongana ny tontolon’ ny baolina kitra any amin’ny faritra Atsinanana, amin’izao fotoana izao. Antony mahatonga izany ny tsy fahampiana sy ny faharatsian’ny kianja filalaovam-baolina. Misy voka-dratsy goavana any amin’ny mpilalao sy ireo tanora maniry ny hivoatra eo amin’io sehatra io izany. Nitotongana ny tontolon’ ny baolina kitra any […]