Taratra

Unesco – « Réseau du système des écoles associées» : hatsaraina ny fiaraha-miasan’ny samy mpikambana sy ny mpandrindra

Notanterahina, omaly, tao amin’ny foiben’ny Vao­mieram-pirenena malagasy momba ny Unesco, etsy Be­horirika ny fivoriana fanao isan-taona iarahan’ireo se­koly mpikambana ao amin’ny « Réseau du système des écoles associées » sy ny mpandrindra nasionalin’ity sampana eo anivon’ny Unesco ity. Tapaka tao anatin’izany fa anisan’ny ezaka hotanterahina ny fanatsarana ny fifandraisana sy ny serasera eo […]

Kolotsaina an-tanan-dehibe: tsy ho avy amin’ny « Festival Zaza Rap Taiza » i  Blacko

Mihamahazo toerana ny kolontsaina an-tanàn-dehibe eto amintsika. Tanjona amin’izao hetsika izao ny fampiroboroboana ny talenta malagasy sy fanomezana seho manara-penitra. Hetsika iray hanehoana ny kolontsaina an-tanàn-dehibe, indrindra ny mozika ny “Festival Zaza Rap Taiza”. Andro vitsy mialoha ny hanombohan’ny hetsika no nilaza ny tomponandraikitra fa tsy ho avy eto Madagasi­kara […]

Kitra any ivelany: nisotro ronono i Hazard

Taorian’ny fihintsanan’i Belzika. Nanambara i Eden Hazard, mpilalao an’i Bel­zika, omaly tao anaty tambajotran-tserasera fa handeha hisotro ronono amin’ny ekipam-pirenena ny tenany. Ny fahitana ireo zandry kely vao misondrotra maro ka hanomezana sehatra azy ireo,no nahatonga azy handray izao fa­nampahan-kevitra izao. 31 taona i Hazard, ary milalao ao amin’ny ekipa […]

Trail de Nosy-Be : mpanao gazety roa handray anjara

Hotanterahina any Nosy-Be ny Trail, ny asabotsy 10 desambra ho avy izao ny Trail andiany faha-10. Anisan’ireo, handray anjara amin’izany, ny mpanao gazety amin’ny ala­lan’i Alfred Razafintsalama, avy amin’ny Aceem Radio sy i Manjato Razafy, pampahalala vaovaon’ny Midi Mada­gascar. Raha tsiahivina, fanintelony amin’izao, i Fred no hifaninanana amin’ity (2019, 2020, […]