Narian’ny havany hatramin’ny fatiny ! Dahalo raindahiny amin’ny halatra omby no matin’ny fitsaram-bahoaka tao Antsirabe II, afakomaly. Nizara roa ny lohany. Tapaka ny tendany. Matin’ny fitsaram-bahoaka ny dahalo iray tany Antsirabe II . Nalevin’ny fianakaviany sasantsasany toy ny nandevina biby ity mpangalatra omby iray matin’ny hatezeram-bahoaka tao Bemahatazana ity. Nangalatra omby miisa […]
Taratra
Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena : nahazo fitaovana fanapotehana basy tsy ara-dalàna
Raitra! Izay no azo ilazana ireto fitaovana nomen’ny Firenena Mikambana sy ny firaisambe Afrikanina mba hamotehana ireo basy tsy ara-dalàna miparitaka eto Madagasikara. Mitentina 100 000 dolara ny tetibidiny. Misy ny paika hiadiana amin’ny fiparitahan’ny basy tsy ara-dalàna eto Madagasikara tamin’ny alalan’ ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny fivarotana fitaovam-piadiana “traiter sur […]
Ho lavitry ny loza !
Fiteny mahazatra isan-taona rehefa fetin’ny Paka tahaka izao ny hoe fety ieren-doza. Samy manezakezaka avokoa ny ankolafin-kery rehetra misy eto amin’ny firenena manao izay hanatrarana ny tanjona. Torak’izany ny isan-tokantrano, mitady ny fomba hanaovana fety am-pahatsorana sy arakaraka izay ho enti-manana. Tsy misy maharatsy ny fanaovam-pety tokoa, fa mila fifehezan-tena […]
Fidorohana sy fahavetavetana : zatovo lahy sy vavy miisa 60 nosamborina
Mahavita zava-doza ny fikambanan-jazamaditra ao Toamasina. Ampisotroina ranon-javatra tsy fantatra sy vetavetaina ireo zatovo vao 12 hatramin’ny 17 taona. Tafakatra 60 ireo tanora voasambotry ny mpitandro fi-laminana momban’ny fikambanana zaza maditra « Gool Den Team » ao Toamasina, omaly. 12 hatramin’ny 17 taona ny ankamaroan’izy ireo. « Henjana sy mivoatra ny ditran’ny ankizy […]
EPP Anosivavaka : 430 ireo mpianatra nisitraka ny fotodrafitrasa vaovao
Notokanana omaly ny fanavaozana fotodrafitrasa teny amin’ny EPP Anosivavaka. Miisa 430 ireo mpianatra nisitraka izany. Tonga nanatrika izany ny avy amin’ny solon-tenam-panjakana maro samihafa. Notokanan’ny Fondation Viseo, omaly, ny EPP etsy Anosivavaka, ao anatin’ny boriborintany fahenina. Nisitraka izany ireo mpianatra 430 eo anivon’ny sekoly. Niarahany niasa tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra […]