Taratra

Slam poèsie : hanomboka ny fifaninanana “Tour’nao”

Tontosaina rahampitso, eny amin’ny Cercle-Germa­no Malagasy, CGM Anala­kely, ny fifaninanana “Tour’ nao”, fihodinana voalohany. Fifaninanana Slam poèsie, karakarain’ny Ma­da­gaslam Section Tana (MST). Misy ny fepetra ma­nokana mandritra ny fifaninanana Slam poèsie. Efa manomboka ny fifaninanana fanomanana ny Slam nasionaly. Anisan’iza­ny ity karakarain’ny Mada­gaslam Section Tana ity. Fihodinana voalohany ity hotanterahina […]

Vatomandry: hanomboka anio ny “Festival Dola Beach”

Hetsika efa fanao isan-taona, mandritra ny vaninandro fankalazana ny Paka, sahala amin’izao ny “Festival Dola Beach”. Niezaka nitondra fanatsarana ny mpikarakara tamin’ity andiany ity. Izany no natao ho fanehoana ny maha izy an’i Vatomandry. Tontosaina eny amin’ny torapasik’i Vatoman­dry, manomboka anio hatramin’ny 10 avrily 2023, ny “Festival Dola Beach”, andiany […]

Niova tanteraka : nosongonan’ny « sonia » ny soatoavina malagasy

Ny Malagasy, manana ny taniny, teniny, fombany, hasiny satany, sns. Nanana ny fiantraikany teny amin’ny fiarahamonina ihany koa anefa ny zava-nisy nolalovan’i Madagasikara. Fiovana tetsy, nambara ho « fandrosoana » teroa. Niezaka nampifandrindra izany tamin’ny andavanandrom-piainany ny Malagasy. Nihazakazaka, nandroso, nihemotra… Samy nanao izay ho afany ny rehetra. Iray amin’ireo soatoavina niainana […]

 « Inter médias »: hanomboka ny 22-23 avrily ny fifaninanana

Hotanterahina ny 22-23 avrily ho avy izao ny fifanintsanana ho an’ireo orinasa mikirakira vaovao, na “Inter médias 2023”. Araka ny valandresaka nataon-dRasoloarison Monica Harimbola, filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety eto amintsika (OJM), omaly, teny Ambohidahy, natao hampiray ny mpanao gazety rehetra ny fifaninanana. Ny taranja baolina kitra ho an’olona fito […]