Songadina

Indostria eto Madagasikara : Ezaka vaovao hampandrosoana ny toekarena ny ODOF

Imasoana ny fametrahana indostria eto amintsika. Tafa­pe­traka ny Filan­kevitra nasionaly ho an’ny indostria eto Mada­ga­sikara (CNIM), tamin’ ny 20 novambra teo, tao amin’ny Econo­mic Deve­lopment Bo­ard of Mada­gas­car (EDBM). Lany ho filoha Rasoa­manana Chris­tian. Nanokatra ny fotoana ny minisitra Ra­za­findravahy Edg­ard. Politika arahina amin’izany ny hoe distrika iray ha­norenana indostria […]

Aretina VIH/ SIDA : mifindra amin’ny olona maro noho ny tsy fitandreman-tena

Nankalazaina oma­ly 1 desambra, ny Andro ma­neran-tany natokan’ny Fire­nena mikambana hiadina amin’ny tsimokaretina VIH/Sida. Ani­san’ ny nankalaza iza­ny ny teto Mada­gasikara. Olana govana mbola sedrain’ny olona ma­neran-tany ary mbola tsy ahitana fanafody manasitrana ny tsimokaretina Vih/ Sida. Olona maherin’ny 39 tapitrisa maneran-tany, ireo miara-miaina amin’ny tsimokaretina tamin’ny fiafaran’ny taona 2022. […]

Cirque : Lalao ara-panatanjahantena mila fitandremana sy fahatokisan-tena

Taranja ara-javakanto mifangaro lalao ara-panatanjahantena mila fitandremana sy fahatokisan-tena, noho izy io somary mahery setra, ny antsoina hoe “cirque”. Ivondronan’ ny ankizy sy tanora hanomezan’izy ireo ny kanto ho an’ny mpankafy izany. Amin’ny ankapobeny, ahitana fihetsika mahery setra sy atahorana ary mampitaintaina ny filaloavana ny “cirque”. “Noho izy io ahitana fihetsika mifanipy […]

Saxophone : zavamaneno anisan’ny manaingo ny hiran’ny mpanakanto

Zavamaneno, anisan’ny mbola tanora eo amin’ ny sehatry ny zava­kanto, in­drin­­dra ny eto Mada­gasikara ny Saxo­phone . Manana anjara toerana lehibe amin’ny tontolon’ ny “pop” sy ny “jazz” maneran-tany izy io. “Tena akaiky indrindra amin’ny feon’olombelona amin’ireo zavamaneno rehetra misy maneran-tany ny saxophone”, hoy i Andry, mpitsoka saxophone, raha nanontaniana. […]

Fanafihana nifanesy tao Toamasina: votsotra avokoa ireo voampanga voasambotra

Anisan’ny raharaha narahin’ny mpanara-baovao maro tany Toa­masina ny trangana vono olona tao Tanamakoa. Teo koa ny fandrobana moto nifanesy tany an-toerana, teo anelanelan’ny faran’ny taona 2022 hatramin’ny volana jona 2023 la­sa teo. Nisy ny voasambotra sy nahatrarana fampiasana fitaovam-piadiana ma­hery vaika, toy ny basy, ireo jiolahy nandritra izany, vokatry ny […]