Ny Hevitrao – Ireo mpitsabo nentim-paharazana malagasy Micro-trottoir by Jhons Ralainarivo
Other News
Mpitaiza
Rugby – XXL Top 20 : hanohitra ny TFA Anatihazo ny XV Fa Ampasika
Hitohy rahampitso alahady 16 avrily, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro fahatelo, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Top 20. Fihaonana efatra no voalahatra amin’izany. Anisan’ny fihaonana hisongadina, ny fifanandrinan’ny TFA Anatihazo sy ny XV Fa Ampasika. Adin’ny samy kartie ka heverina fa ho toy ny famaranana […]
Basikety : raikitra ny “Mibala Tournament”
Andro sisa hisaina dia higadona ny fifaninanana basikety “Mibala Tournament”, karakarain’ny ISPM (Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar). Fifaninanana hotanterahina ny 17 hatramin’ny 24 avrily ho avy izao. Hizara roa ny kianja handray ny lalao, araka ny fanazavana nentin’ny mpikarakara. Hisy ny lalao hatao ao amin’ny Espace Ravintsara Mahamasina. Hisy kosa […]
Judo-Mada 2023: hiakatra kianja, anio, Rasoanaivo Razafy Laura
Nanomboka, omaly, etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy rehetra, taranja Judo. Mpikatroka 400 manerana ny Nosy no mandray anjara. Anio no hiakatra an-kianja ny laharana voalohany eran-tany, eo amin’ny sokajy Junior, latsaky ny 70 kg. Rasoanaivo Razafy Laura. Ny sokajy Senior no hifaninanany amin’izany, hifanandrinany amin’i […]






