Tanterahina any Toamasina, nanomboka omaly 12 hatramin’ny 15 avrily, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano, amin’ny halavirana 50 m. Mpilomano maherin’ny 300 no mifaninana amin’izany, atao ao amin’ny Piscine olympique du CJST. Klioba mihoatra ny 20 ny mandray anjara amin’ity andiany 2023 ity. Natao hanomanana sy hifantenana ireo […]
Other News
Atletisma – «Afrique Junior 2023» : Baraingo ny ho fandraisan’anjara ny Malagasy
Hotanterahina ao amin’ny Stade National des Heros ao Lusaka, Zambie, ny 19 ka hatramin’ny 23 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja atletisma, sokajy zandriny «cadet» sy «junior». Manana solontena efatra mianadahy amin’izany ny Malagasy saingy hatreto mbola baraingo ny ho fandraisana anjaran’izy ireo. Tsy mbola […]
« Ligue des champions d’Europe» : saro-dalana ny Bayern de Munich
Nivarahontsana i Eoropa iray manontolo, ny talata lasa teo, taorian’ny nandresen’ny Manchester City ny Bayern de Munich, tamin’ny isa mavesatra 3 no ho 0, nandritra ny lalao ampahefa-dalana mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions”, taranja baolina kitra. Fihaonana notanterahina tao amin’ny Etihad Stadium. Tsy nisy tsy niresaka […]
Judo : « Dingana no vita fa tsy io no tanjona », hoy R. Laura
Mitana ny laharana voalohany maneran-tany amin’ny taranja Judo ho an’ny sokajy -70 kg, ilay vehivavy atleta malagasy, Rasoanaivo Laura. Nisy ny resadresaka nataon’ny gazety Taratra taminy, omaly. Dinidinika. Gazety Taratra (*) : Nanao ahoana ny nandraisanao izany laharana voalohany maneran-tany izany ? Laura (-): Faly satria nahazoana vokatra ny ezaka […]
Avy nitifitra tompon-trano : dahalo iray maty voatifitry ny polisy
Tokantrano iray niharan’ny fanafihan-dahalo nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika tao Soahevana, fokontany Soafandry, kaominina ambanivohitr’Anjoma, distrikan’i Manandriana, afakomaly maraina. Nanohitra ireo mpanafika anefa ny tompon-trano ka norarafan’izy ireo ny tifitra variraraka, maty tsy tra-drano. Nitsoaka ireo dahalo ka tsy nahazo na inona na inona tao amin’ity trano notafihina ity. Nanao fanarahan-dia […]






