Other News

Olan’ny rugby : manohana ireo ligy 5 mpanohitra i Fenohasina

Miombon-kevitra amin’ireo filohan’ny ligy 5: Betsiboka, Menabe, Atsinanana, Boeny, Vakinankaratra manohitra an-dRakotomalala Marcel, filohan’ ny Malagasy Rugby, Rakoto­ma­lala Fenohasina, filohan’ny ligin’Analamanga rugby teo aloha. “Mitaky ny hanaovana ny fivoriambe tsy ara-potoana ny tenako, mba hijerena ireo rafitra an-tanan-tohatra toy ny “Séction”, ny ligy, ny Fede­rasiona”, hoy ihany ity filohan’ ny […]

« Ligue des champions 2023 » : Hanala vela amin’ny Real Madrid ny Liverpool

Hotanterahina anio sy rahampitso ny lalao mandroso faharoa ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions 2023 » (LDC) taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonana eo amin’ny Real Madrid Fc, klioba espaniola sy ny Liver­pool Fc, klioba anglisy. Dona hotanterahina ao amin’ny kianjan’i Anfield Angletera, […]

Fambolena: tanjona ny fahavitan-tena ara-tsakafo

Ankoatra ny fizarana zezika natao faran’ny herinandro teo. Nisy ihany koa ny fanaovana soniam-piaraha-miasan’ny fanjakana amin’ny orinasa tsy miankina sy ny vondrona samihafa. Isan’ny manosika ny fanjakana hanatratra ny vina napetrany izao natao izao. Nisy ny fanaovana sonia fiaraha-miasa teo amin’ny minisiteran’ny Fa­m­bolena sy ny fiompina, niaraka tamin’ny JICA. Tanjona […]

Fiavian’ny rivodoza Freddy: miomana amin’ny famatsiana ny minisitera

Miomana amin’ny fiavian’ ny rivodoza Freddy ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny varotra sy ny fanjifana (MICC). Halefa any amin’ny faritra samihafa dieny izao ny Vary Tsinjo hi­tsinjovana ny mety ho fahasarotana amin’ny famatsiana noho ny andro ratsy na mety ho fahatapahan’ny lalana. Niainga teto Antananarivo tamin’ny 19 febroary 2023 […]