“Raha governemanta tsy hanao afa-tsy fifidianana, ka governemanta tsy mitanila sy tsy miandany ary hanatanteraka izay tapaka amin’ ny fikaonandoham-pirenena: izay no takina.” Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny MFM, Rakotovazaha Olivier, manoloana ny fanovana na fanamboarana governemanta amin’izao. Eo indrindra koa ny fiatrehana fifidianana filohan’ny Repoblika amin’ny 9 novambra […]
Other News
Gerard Claude Patrick: “Giazan’ny fanjakana foibe ny vola”
Naneho ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena ny mpitantana teo aloha tao amin’ny kaominina Toamasina, i Gerard Claude Patrick na i Patou. Nohitsiny fa tsy mirindra ny fitantanana ny firenena. Ny tenany rahateo mpandala ny rafitra federalisma. “Tsy misy fampandrosoana mipaka amin’ ny vahoaka izany eto raha mbola mahazo vahana ny […]
Filoha nasionalin’ny MMM, A. Hajo : “Fanomezan-kasina ny eny ifotony ny fifidianana”
Nitohy tany Miarinarivo, Itasy indray ny fihaonan’ny birao foiben’ny antoko Malagasy miara-miainga, amin’ireo mpikambana ao aminy. Nambaran’ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo tamin’izany fa maika koa ny fifidianana eny anivon’ny kaominina. “Taratry ny tsy fanomezan’ny fanjakana lanja ny eny ifotony ny tsy fanaovana fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina amin’ity taona ity. […]
Ankeniheny Tanjombato: lehilahy mpivarotra maty voatsindrona antsy
Misesisesy ny loza eny Tanjombato. Lehilahy iray 24 taona no hita faty teny an-toerana, omaly maraina. Tokony ho tamin’ny 07 ora teo no nisy nahita teny amin’ny fokontany Ankeniheny ny vata-mangatsiakany. Nantsoina ny mpitandro filaminana sy ny dokotera nijery ny tranga . Nisokatra ny famotorana ny raharaha. Tsikaritra nandritra ny […]
Governemanta T.I.M !
Teo Ihany no Miverina ( TIM) ! Vita ny fanovana governemanta, izay nandrasan’ny maro. Tsy nozoviana amin’ny besinimaro ny anaran’ny mpikambana vaovao. Mpanao politika sy teknisianina efa nitana andraikitra, indrindra niara-dalana tamin’ny Filoha hatrany amin’ny tetezamita. Andaniny, maro ny faly ny mpanohana fitondrana, indrindra fa ny akaman’ny tsy very seza. Ankilany, […]







