Noraisim-potsiny ! Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahadimy (CSP5) ny sabotsy teo teny Anosy ny jiolahy iray voarohirohy ho tompon’antoka tamina vaky trano. Nianika tamboho teo amina trano iray eny Anosy akaikin’ny toeram-pisakafoana iray izy ny Asabotsy tamin’ny 2 ora sy 50 mn. Tsy nampoizin’ilay jiolahy anefa fa […]
Other News
Maty noana : raim-pianakaviana hita faty teo amoron-dalana
Dimy andro natoriany andalana noho ny tsy fisiana. Namoy ny ainy vokatry ny tsy fahazakana ny ora-nikija, hatsiaka, hafanana ary hanoanana nahazo azy ny raim-pianakaviana iray tetsy Anosibe, omaly maraina. Rangahy iray, manodidina ny 50 taona hita faty teny amoron-dalana teny Anosibe, omaly maraina. Nipetraka nanoloana ny vavahadin’ny tranon’olona iray […]
Handball – 11e JIOI: les Ankoay seniors hommes en regroupement
Les 11e Jeux des îles de l’océan Indien se dérouleront dans six mois, soit du 25 août au 3 septembre à Madagascar. Dans ce contexte, la Fédération malagasy de handball a déjà enclenché la préparation avec un premier regroupement de l’équipe nationale seniors hommes, depuis une semaine jusqu’au 12 mars. […]
Foot – Transfert: Berajo passe un test au Luxembourg
Les Barea de Madagascar continuent de récolter les fruits de leurs efforts ! Après l’attaquant Koloina Razafindranaivo (Rakool), parti rejoindre le club algérien de Mouloudia Club d’Alger, c’est autour du défenseur Rajonirina Razafindrabearimianta (Berajo) de partir à l’étranger. D’après les informations recueillies, l’international malagasy passera un test chez le club luxembourgeois […]
Ministère de la Jeunesse et des sports :André Haja Resampa à la place Goulette
Le mini-remaniement gouvernemental opéré par le président de la République, a porté hier André Haja Resampa au poste de ministre de la Jeunesse et des sports en lieu et place de Roberto Tinoka. Retour aux affaires ! L’ancien secrétaire général de la Présidence de la transition a été nommé ministre de […]







