Other News

Menabe : anjakan’ny kolikoly ny hazo sarobidy

Navoakan’ny Transparency International –Initiave Mada­gascar (TI-GM), omaly fa anjakan’ny kolikoly ny fanondranana hazo sarobidy avy any amin’ ny faritra Menabe. Fahavoa­zana goavana ho an’ny firenena, satria manapotika ny tontolo iainana no mahafatiantoka ny fanjakana, araka ny nambaran’ny TI-GM. Betsaka ny kolikoly amin’ ny ambaratonga samihafa , manomboka eo amin’ny fanapahana […]

CESC: hatao hanampy ny governemanta sy ny Antenimiera roa

Heverina ny tokony hananganana ny Filankevitra momba ny toekarena, sosialy, ary kolontsaina (CESC)*. Antony, hametraka bebe kokoa ny fandraisana anjara amin’ny fampandrosoana maharitra an’i Madagasikara. Tsy mbola tafapetraka hatramin’izao ny CESC na efa voafaritry ny Lalàmpanorenana aza izany ao amin’ny andininy faha-105. Tao anatin’ny volana maromaro, ny solontenan’ny firaisamonina sivily, […]

Alzeria – Mouloudia Alger; efa nanao fanazaran-tena Rakool

Vita tsara ny fitiliam-pa­hasalamana na “visite mé­di­cale” an-dRazafindranaivo Koloina na Rakool, malagasy mpilalao baolina kitra, ao amin’ny kioba Mouloudia Alger FC (MAFC) Alzeria, ny alarobia lasa teo. Tao­ri­an’izany dia nisy ny fanazaran-tena voalohany nataon’i Rakool niaraka tamin’ireo mpilalaon’ ny MAFC, ny alakamisy lasa teo. Faly tokoa i Rakool, ary nilaza […]