Tapitra tanteraka ny asa ratsin’ny jiolahy iray ikoizana ao Toamasina. Afakomaly, nirefodrefotra ny basy tokony ho tamin’ny 12 ora alina teo, tao Tsarahonenana. Maty voatifitry ny polisin’ny Fip i Erick, jiolahy mpamerin-keloka sady nokarohina hatry ny ela. Fanta-daza amin’ny vaky trano, vono olona ary fanafihana mitam-piadiana ny lehilahy. Tamin’io fotoana […]
Other News
Mandrosoa Ivato : roa lahy nahatrarana rongony 3,2 kg sy mohara
Tratran’ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena Ambohidratrimo teny Mandrosoa Ivato, omaly, ireo roa lahy voarohirohy tamina raharaha fivarotana rongony. Nahazo loharanom-baovao ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritra momba ny fisiana mpanao trafikana zava-mahadomelina ao amina trano iray ao amin’ny fokontany Mandrosoa. Nametraka ny vela-pandrika rehetra ahafahana misambotra ireto voarohirohy ny zandary […]
Fanafihana miharo vono olona: jiolahy telo lavo, efatra hafa atao hazalambo
Ravan’ny zandary ilay tambajotran-jiolahy voatondro ho nahafaty mpamaky vato tao Betafo andro vitsy lasa izay. Ankehitriny, maromaro ireo naiditra am-ponja, telo lahy hafa lavo ary mbola misy ireo namany karohina fatratra. Niatrika ireo mpitsara mpanao famotorana, omaly, tao Antsirabe, ny roa lahy sy ny vehivavy iray voasaringotra tamin’ilay fanafihana miharo […]
Tir en l’air du 17 février 2023
Hazavana: au cœur du développement durable
Malalatina Christiane Ralambomanana, 22 ans, étudiante en médecine. Elle a récemment créé Hazavana : une association qui œuvre dans le développement durable. Elle raconte : “J’ai eu l’occasion d’effectuer un stage dans les hôpitaux et une fois sur place je me suis rendu compte qu’il y a des gens qui […]







