Other News

Judo-Grand Slam: resy fihodinana voalohany ny Malagasy

Niakatra ny lentan’ny fifaninanana “Grand Slam”, taranja Judo, notontosaina tany Paris, natao ny herinandro lasa teo. Judokas kalaza avokoa no nifandona tamin’ny solontena Malagasy ka tsy tafavoaka teo amin’ny fihodinana voalohany izy 3 mianadahy niatrika ny fifaninanana. Tsiahivina fa Randrianasolo Lova Mahaisoa, sokajy latsaky ny 73 kg, Rakotoarivony Royal, sokajy […]

Tenisy-Afrika U18: tompondaka lefitra sokajy olon-droa i Miotisoa sy i Gloriana

Nifarana, omaly, ny fiadiana ny tompondaka an’i Afrika “continental”, latsaky ny 18 taona, notanterahina tany Le Caire, Egypta. Tompondaka lefitra teo amin’ny sokajy olon-droa, Rasendra Miotisoa sy i Gloriana Nahum. Resy tamin’ny seta 2 no ho 1 Rasendra Mioti­soa, teratany Malagasy sy ilay Béninoise Gloriana Nahum, omaly, teo amin’ny lalao […]

Antenimieran-doholona : hanao tetikasa lavitr’ezaka miaraka amin’i Frantsa

Noraisin’ny filohan’ny An­tenimierandoholona, Raza­fimahefa Herimanana, omaly tetsy Anosy, ny loholona fran­tsay, Rtoa Samantha Caze­bonne sy ny masoivohon’i Frantsa eto amintsika, Arnaud Gaulois. Nanatrika ny fotoana koa ny kestiora, Eddie Fer­nand Serge. Noresahana ny lafiny fampianarana, ny kolontsaina ary ny tontolo iainana. Tanjona ny hisian’ny fiaraha-miasa ahazoan’ny andaniny sy ny ankilany […]

Efa nokarohina hatry ny ela…: tratra ireo jiolahy roa mpivarotra finday halatra

Voasambotry ny polisy misahana ny heloka an’habaka Anosy, teny Ambodin’Isotry, ny talata teo, ireo mpangalatra finday gagilahy eto an-drenivohitra. Jiolahy nokarohina efa ha­try ny ela ireto roa lahy tratran’ny polisy. Raha ny fanazavan’ireto farany, maro ny fitarainana voarain’ity sam­pandraharaha ity momba ny fisian’olona mivarotra finday avolenta kanefa halatra sy tsy […]