Tra-tehaky ny zandarimariam-pirenena ireo olona miisa telo voatondro ho tompon’antoka namono ilay mpamily fiarabe sy ny mpanampy azy teny Ambohimangakely, iray volana lasa izay. Niakatra fampanoavana, omaly, ny raharaha, mbola karohina fatratra kosa ny olona iray hafa niray tendro tamin’ity vono olona ity. “Nitondra menaka avy any Toamasina io fiarabe […]
Other News
Mpivady niady : vehivavy maty nokapain-drangahy antsy
Voasambotry ny polisim-pirenena, omaly maraina, tao Sambava, ny lehilahy voatondro ho nahafaty ny vadiny. Naharay antso mahakasika ny tranga tao amin’ny fokontany Antanifotsy-Sambava, ny mpitandro filaminana. Nidina teny an-toerana ny polisy sy ny dokotera nijery ny zava-nisy. Misokatra ny fanadihadiana. Vehivavy iray 28 taona, tsy nisy aina intsony no novantanina […]
Fisolokiana : teratany maorisiana sy maraokanina voasambotra
Voasambotra ny mpisoloky efatra mianadahy. Mizaka ny zom-pirenena maorisiana sy marokanina, ary malagasy izy ireo, izay nilaza ho mandefa mpiasa sy mpianatra any Canada. Voasambotry ny zandary ny teratany maorisiana, maraokanina ary malagasy roa, omaly. Heloka anenjehana azy ireo ny fisolokiana fandefasana mpiasa any Canada. Nahazo fitarainana tamin’ny olona miisa […]
Tir en l’air du 07 janvier 2022
Foot – Coupe des sélections régionales U19 garçons: Analanjirofo, Itasy et Analamangase impressionnent d’entrée
Après des mois d’attente, la Coupe des sélections régionales U19 ans garçons a débuté hier dans cinq sites. Au terme de cette première journée, quelques équipes se distinguent déjà du lot. La sélection d’Analanjirofo n’a fait qu’une bouchée d’Alaotra Mangoro, par 2 à 0 à Tomasina. Cette victoire permet aux […]






