La porte-parole du gouvernement, Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, a fait sa rentrée politique, à l’occasion de l’émission hebdomadaire « Tsy ho tompon-trano mihono », hier. Plusieurs sujets d’actualité ont été abordés, notamment l’éventuel remaniement du gouvernement. Il appartient au président de la République de décider. Telle est en substance la réponse donnée par […]
Other News
Tir en l’air du 6 janvier 2023
Belo Tsirihibina – Kaominina Tsimafana: miverina amin’ny asany ny ben’ny Tanàna
Taorian’ny fitanana am-ponja azy noho ny fanendrikendrehana, nahazo fahafahana madiodio ny ben’ny Tanànan’ny kaominina ambanivohitra Tsimafana, i Haky Tsimidary. Noho ny tsy fahasalamana nahazo azy, nitsabo tena teto an-dRenivihotra izy ka niverina nitodi-dohy nihazo an’i Belo Tsiribihina, ny alarobia 28 desambra lasa teo. Nandritra ny fitsenan’ny mponin’ny kaominina ao an-toerana […]
Fanarenana ny tontolo iainana: hisy ny fambolen-kazo ataon’ny mpankafy “Rock”
“Izay mahakolokolo manana ny soa”. Samy manana anjara amin’ny fikajiana ny tontolo iainana ny rehetra. Aleo mba tsy hijanona resaka fotsiny fa amin’ny alalan’ny asa atao no hanentanana ny namana ao anatin’izany fikajiana ny tontolo iainana izany. Notanterahina teny amin’ny Giant-Studio Isoraka Antananarivo, omaly, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, […]
EGM –Conservatoire de musique: hiavaka ny hetsika ho an’ny mpankafy gitara
Hetsika lehibe eo amin’ ny tontolon’ny fitendrena gitara no karakarain’ny EGM-Conservatoire de musique. «Masterclass International de Guitare» no anarana entin’ity hetsika ity. Handritra ny efatra andro no hanatanterahana azy, hanomboka ny asabotsy 7 janoary 2023 ary tsy hifarana raha tsy ny alarobia 11 janoary 2023. Isaky ny karazany avy ny […]






