Mifangaro ao anatin’ny lisitry ny Barea de Madagascar, handeha hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Chan 2023”, ireo mpilalao manana traikefa sy ireo teknisianina. Vonona ry zalahy, hiatrika ny fifaninanana. Namoaka ny lisitry ny mpilalao mandrafitra ny Barea de Madagascar, handeha hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho […]
Other News
Rugby – Federasiona frantsay: nanaiky hiato i Bernard Laporte fa tsy hiala
Tsy nandà ny sazy fampiatoana, amin’ny maha filohan’ny federasiona, taranja rugby frantsay (FFR) azy, i Bernard Laporte. Saingy tsy manaiky ny hanasorana azy tsy ho filoha intsony. Araka ny vaovao hita, tao anaty tambajotran tserasera, omaly. Hijanona amin’ny asany ity lehiben’ny FFR ity, mandra-piandry ny fitsarana azy farany. Raha tsiahivina […]
Madagaslam: Mitohy ny hetsika ho an’ ny fikambanana
Zava-dehibe ny fahafantarana ny zava-misy sy ny vitan’ny teo aloha ahafahana manatsara sy manasongadina ny aty aoriana. Izany indrindra no antom-pisian’ny fampirantiana tao anatin’izay fotoana izay. Miditra amin’ny andro farany, hamaranana ny fampirantiana mahakasika ny Slam Malagasy, ny etsy amin’ny Ivotoeran’ny Kolontsaina Malagasy na IKM Antsahavola. Tanjona ny hampahafantarana ny […]
Namoaka vokatra vaovao: “Manao mozika foana aho”, hoy i Kiady
Ary i Kiady toa tsy namoaka hira intsony? Fanontaniana heno matetika avy amin’ireo mpankafy azy izany. “Manao mozika foana aho, mamorona foana ihany koa. Betsaka aza ny hira vaovao satria efa mahatratra 80 eo ho eo izao ireo hira noforoniko. Ny fanapariahana azy sy ny fandefasana amin’ny haino aman-jery no […]
Talenta sy fivelarana: azo hararaotina hanalana sakana ny « Fetin’ny Noely »
Anisan’ny mifamatotra akaiky amin’ny « fety » ireto : hira, dihy. Tsy voatery ho mpanakanto ihany vao afaka manatanteraka ireo amin’ny vanim-potoana tahaka izao. Maro rahateo ny sehatra ahafahana manatanteraka izany. « Fetin’ny Noely », any an-tokantrano, any am-piangonana, iraisan’ny fianakaviana, sns. Maro ny manan-talenta fa itoeran’ny henatra. Tsy vitsy ireo tokony hipoitra fa tsy […]






