Mikija ny orana any atsimon’ny Nosy. Sady miakatra ny rano no tapaka ny lalana ka anjatony ny fiara mihitsoka. Tra-doza ny fiarabe mpitatitra olona avy aty Antananarivo hihazo an’i Taolagnaro, omaly, tao Ianabinda. Tapaka nandritra ny ora maro ny lalana ao Betroka hatramin’ny omaly alina, vokatry ny oram-be nikija afakomaly […]
Other News
Andry Rajoelina: « La population n’a plus besoin d’une nouvelle crise »
Le président Andry Rajoelina est sorti de son silence, depuis la motion de censure avortée au Parlement. Il a dénoncé toutes tentatives de déstabilisation tout en invitant les Forces armées à agir pour préserver la paix. Haro sur la déstabilisation. Tel est en substance le message du président Andry Rajoelina, […]
Tir en l’air du 23 décembre 2022.
Echec-Mada : nanao pao-droa i Toavina
Tontosa, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Live Hotel Andavamamba, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara Blitz sy Rapide, taranja Echec. Nisongadina tanteraka ny mpilalao Razanadrakotoarisoa Toavina, izay sady nahazo ny fandresena teo amin’ny Blitz no voahosotra ho tompondaka teo amin’ny Rapide ihany koa. Notsoahiny teny am-pelatanan-dRakotomaharavo Dylan (tompondaka 2021) ny […]
Kitra U19 – Amboara rezionaly: hifantenana izay handrafitra ny Barea Kely
Ho fiatrehan’i Madagasikara ny “Cosafa 2023”, ho an’ny sokajy zandriny U20, hisy fifaninanana amboaram-paritra, ho an’ny U19. Hifantenana izay handrafitra ny Barea de Madagascar, amin’izany lalao izany, ny antony. Handray anjara amin’ity amboaram-paritra ity ireo faritra 22. Hozaraina amin’ny kianja miisa valo izy ireo. Hanomboka ny 6 – 8 janoary […]






