Roa taona sy tapany izao no naha-governoran’ny faritra Atsinanana an-dRafidison Richard Theodore. Aminy, tsy sakana amin’ny fampandrosoana ny faritra ny haratsian-dalana, fa lasa hery hikarohana vahaolana ny hanatsarana azy ireny. Isan’izany ny famakian-dalana, mirefy 20 km tany Ampasimbe Onibe, distrika Toamasina II. «Mandeha indray izao ny fanarenana ny mampitohy an’i […]
Other News
Tetikasa Filamatra-kaominina Tsiafahy: nofanina hifehy ny famokarana biolojika ny tantsaha
Nanao hetsika manokana ny tompon’andraikitry ny tetikasa Filamatra, omaly sy anio, eny amin’ny kaominina Tsiafahy, distrika Atsimondrano. Nampahafantarina ny mombamomba ny tetikasa, ny fiovan’ny toetr’andro, ny fambolena biolojika… Nisy koa ny famelabelaran-kevitra samihafa. Nohazavain-dRazafindrakoto Mamonjisoa, mpandrindra ny tetikasa Filamatra, tanterahin’ ny Faribolana fanadihadiana marolafy mikasika ny tontolo iainana sy ny […]
Muay Thaï – Atsinanana : nahazo medaly volamena 9
Velona sy miaina ny fanatanjahantena ato anatin’ny faritra Atsinanana, raha ny tenin’ny Governora, Rafidison Richard Theodore, nandritra ny fandraisana ireo mpilalao basikety, telo mianandahy mandrafitra ny ekipam-pirenena Ankoay, farany teo. Nilaza izy fa mahavelombolo ny lafiny fandrosoana ara-panatanjahantena ato anatin’ny Faritra Atsinanana. Teo ihany koa ny nandrombahana ny “La voix […]
Kung-Fu Wisa – Mada 2022 : hanazatra tena eny amin’ny Temple ireo tompondaka
Fahombiazana tanteraka ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kung-fu Wisa, notontosaina teny amin’ny Temple de Mizael Ambatomirahavavy, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Mpikatroka 105 avy amin’ireo ligim-paritra sivy no tonga nandray anjara tamin’izany, ka ankoatra ny amboara sy valopy natolotry ny filohan’ny federasiona, Grand Maitre Avoko sy ny birao, dia mahazo […]
Kitra vehivavy : ny 1 febroary ny «Poule des As»
Hotanterahina eto Antananarivo, ny 1 sy ny 3 ary ny 5 febroary 2023 ny dingana farany “Poule des As”, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy. Hifandimby mihaona ireo ekipa efatra tafita amin’izany ka ho voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2022, izay manana isa be indrindra. Raha […]






