Niakatra fampanoavana afakomaly, notanana vonjimaika any Antanimora avokoa, ireo efa-dahy tratra nangalatra tao amin’ny toeram-piasany tetsy Soanierana. Naharay fitarainana tamin’ny tompon’ny orinasa ny polisim-pirenena momba ny tranga fangalarana fitaovan’ny orinasa. Efa nisy ireo olona ahina ho nanatontosa ity halatra ity. Niroso tamin’ny fanadihadiana ny mpitandro filaminana taorian’izay. Mpiasa miisa efatra […]
Other News
Nokarohina nandritra ny telo andro : Tovolahy 19 taona, maty natelin’ny rano teo am-pilomanosana
Hita faty tao anaty rano, tany Antanifotsy, omaly maraina, ny tovolahy 19 taona. Nilomano niaraka tamin’ny namany izy io ny sabotsy tolakandro ary tsy hita. Natao ny fikarohana azy ka izao hita faty izao. Tovolahy iray 19 taona, hita faty natsingevan’ny reniranon’i Onive tany Andranomalaza, disitrikan’ Antanifotsy, faritra Vakinankaratra, omaly […]
Lalao Olympika amin’ny ririnina : Faha-50 i Mialitina Clerc
Niditra an-tsehatra ny alahady lasa teo i Mialitina Clerc, teo amin’ny fifaninanana fikorisana amin’ny ranomandry, lalao Olympika fanao amin’ny andro ririnina. Fifaninanana notanterahina tany Milan-Cortina, Italie. Nitana ny laharana faha-50 tamin’ireo mpandray anjara 76 niatrika ny Ski, ho an’ny Slalom géant ny tovovavy. 2 mn 31, 99 s ny fe-potoanany […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina ny sabotsy lasa teo ny fifaninanana “inter établissement”, andro faharoa, teo anivon’ny klioban’ny Makawa (Madagascar Karate-do Wado), taranja karate. Ankoatra ny fifaninanana, nisy ny fitokanana Seiko No Kai KaMa sy Body karate, nandritra izany. Tonga nanotrona izany, teny amin’ny Espace Queens Fanomezantsoa By-Pass, ny eo anivon’ny federasionina. Niditra tamin’ny […]
Seksiona Ambohidratrimo : Nanokatra ny taom-pikatrohana 2026
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pikatrohana 2026 ny eo anivon’ny seksiona Ambohidratrimo, taranja basikety, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Para Ivato. Fanamarihana ny taona amin’ny fahombiazana no tanjona ho an’ny seksiona, araka ny nambaran’ny filohany, Rakotondrabe Rija, nandritra ny lahateny nataony. Nohamafisiny fa fanamby no apetraka amin’ity taona ity […]







