Other News

Lomano – Tompondaka eran-tany 25m : nanamontsana « record national » i Jonathan

Niditra an-tsehatra, omaly, teo amin’ny fifaninanana 100 m brasse, ny mpilomano malagasy, Raharvel Harivony Jonathan, tafiditra amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, ho an’ny dobo filomanosana 25 m, taranja lomano, hatao any Aostralia. 1.01.08 no nahavitan’i Raharvel Ha­rivony Jonathan, ny fifaninanana 100m brasse, tany amin’ny dobo filomanosana Mel­bourne Aostralia, io « record […]

Tenisy ho an’ny jeneraly : tompondaka i Sahivelo sy Razafimboto

Nandrombaka ny amboara tamin’ny “Tournoi des étoiles”, taranja tenisy, ny lehiben’ny Etamazaoron’ny tafika, ny Jeneraly Sahivelo Lala Monja Delphin, sy ny Je­neraly Razafimboto. Fifani­na­nana natao ny talata lasa teo, teny amin’ny kianja Comp­lexe Sportif Militaire Betongolo. Hetsika karakara­in’ny Ofisy miaramilan’ny fanatanjahantena sy ny ko­lon­tsaina (OMSC), ary ny Sam­pana misahana ireo […]

CIJ – Madagasikara : efa vonona ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy

Mivory mandritra ny telo andro eto Madagasikara ny CIJ (Conseil International des Jeux). Naneho ny fahavononany handray ny lalaon’ny Nosy 2023 i Madagasikara, nandritra ny  fanokafana ny fivoriana omaly, teny amin’ny Novotel Alarobia. Efa fantatra avokoa ireo toerana sy kianja handraisana ireo taranja 23 hifaninanana ka nampahafantarina ny CIJ, omaly. […]

Etazonia sy Afrika: manamafy ny fiaraha-miasa

Nandray anjara tamin’ ny fikaonandoha lehibe ao anatin’ny fihaonana an-tampon’ireo mpitondra amerikanina sy afrikanina ny minisitry ny Fiarovam-pirenena sady minisitry ny Raharaham-bahiny misolo toerana. Ho an’ny omaly, nikasika ny habakabaka izay nampiseho ny fandalinana eo amin’ny ara-tsiansa sy ara-barotra eny ana habakabaka. Anisan’ny hahafahana mamaha olana eo amin’ny toetr’andro, ny […]

Fiaraha-miasa amin’ny UA: nampitana lesona sy traikefa ireo mpanao politika

Hifarana, anio rehefa na­haritra roa andro ny atrikasa iarahana amin’ny Vondrona Afrikanina, tanterahana eny Ivandry . Niompanan’ny lohahevitra ny fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny lafiny politika. Nasaina niatrika izany teny an-toerana avokoa ireo solontena avy amin’ny mpikambana eo anivon’ny Antenimiera roa tonta. Ny mpisehatra politika, ny tsy miankina ary koa […]