Namoy ny ainy vokatry ny ratra nahazo azy teo amin’ny lohany sy ny tanany ny raim-pianakaviana iray tao Antsenavolo anatin’ny faritra Atsimo-atsinanana; ny alin’ny asabotsy hifoha ny alahady teo.Naharay antso tamin’ny mpitsabo tao amin’ny hopitaly Antsenavolo ny zandary lehiben’ny tobim-paritra fa misy lehilahy iray naterin’ny namany ao amin’izy ireo. Vaky […]
Other News
Avy niandry faty : lehilahy maty voatsatok’antsy
Namoy ny ainy irery tetsy Andohalo ilay raim-pianakaviana 41 taona voatsindron’antsy, ny zoma alina teo. Avy niandry faty teny Itaosy niaraka tamin’ny fianakaviana izy no nifanehitra tamin’ireo jiolahy. Voaroba ny vola rehetra teny aminy sy ny findainy. Mbola tsy namelan’ireo mpanendaka koa ny ainy raha tsy latsaka. “Mamo izy rehefa […]
Lehilahy mamo : maty nitsambikina tanaty lavadrano Rafano
Nentin’ny hamomoana Rafano ka namoy ny ainy rehefa nitsambikina tao anaty lavadrano teny Ambohidrapeto Itaosy, afakomaly. Efa mpisotro toaka ikoizana eny amin’ny faritra Ambohidrapeto Rafano, raha ny fanazavan’ny olona eny an-toerana. Toy ny olona adaladala sy tsy tompon’ny tenany izy io rehefa mamo ka izao nitsambikina tao anaty lavadrano izao. […]
Eco brèves
Samedi, le ministère de la Pêche et de l’Economie bleue a mené une campagne de ré-empoissonnement au lac de Tsiazompaniry (Andramasina). Le ministre Paubert Mahatante lui-même a relâché 5.000 alevins dans le lac, considéré comme l’un des plus grands lacs artificiels de Madagascar. Il s’agit de la deuxième campagne de […]
Exportation: les premières cargaisons de litchi malagasy débarquent sur le marché européen
« Le Baltic Klipper, premier navire conventionnel en provenance de Madagascar, a rejoint sa destination finale à Port-Vendres. Il a accosté le jeudi 8 décembre en début de matinée », a informé le Centre technique horticole de Toamasina (CTHT) dans la Lettre du litchi publié en fin de semaine. Le déchargement […]






