Maty vokatry ny hatezeran’ny fokonolona ireo roa lahy nanafika tao amin’ny fokontany Tandrokosy kaominina Bemanonga, distrikan’i Morondava. Ny alarobia teo nahazo antso ny zandary fa nanafika tao amina tokantrano iray tao an-toerana ireo jiolahy tokony ho tamin’ny 05 ora maraina. Fantatry ny fokonolona avokoa ny mombamomban’ireto mpanafika. Samy monina ao […]
Other News
Nanota fady : mpianatra 50 mahery niharan-doza
Nisehoan-javatra hafahafa ny mpianatra 50 tao amin’ny CEG iray ao Tanamakoa, omaly. Nanimbazimba toerana fady tao amin’ny alan-javaboary Ivoloina, Toamasina izy ireo. Nivoaka nanao fitsangantsanganana tao amin’io toerana io ireo mpianatra niaraka tamin’ireo mpanabe, ny asabotsy lasa teo. Kilasy telo izy ireo, samy nanao ny fitsidihana. Noviraviran’ny mpianatra sasany tamin’ireo […]
Nanolan-jafikely : lahiantitra higadra 5 taona
Namoahan’ny fitsarana ambony didy higadra dimy taona an-tranomaizina ilay raim-pianakaviana nanolana ny zafiny vao sivy taona tao amin’ny kaominina Ambolizana, distrikan’i Toamasina faharoa, omaly. Zanaky ny zanany lahy ity zazavavy kely niharan’ny filàna ara-nofo ity. Napetrak’io zanany io taminy mba handrato fianarana arak’izany ilay zaza. Ny alin’ny 10 aprily hifohy […]
Mpivady mpisoloky: vao avy nigadra, voasambotra indray
Tra-tehaky ny polisy ny mpivady nisoloky volan’olona tamin’ny « facebook » ny herinandro teo. Maro no velon- taraina amin’izy mivady, lanin’izy ireo ny vola azony. Tsy mety fay! Saron’ny polisim-pirenena ny herinandro lasa teo ireo mpivady nisoloky volan’olona tany Angarazy, distrika Morombe. Nahita filazana tao amin’ny tambajotra sosialy ireto mpivady ireto ka […]
Industrie minière et troubles sociaux: QMM réduit son activité, devant les menaces
QMM, la seconde plus grande mine de Madagascar, vient de passer ses activités en “service minimum”, depuis le 2 décembre. La filiale de Rio Tinto réagit ainsi à des menaces de manifestations, et de coupure de route entre ses différentes structures autour de la ville de Fort Dauphin. C’est un […]






