Other News

Forum international sur la sécurité: le rapprochement russo- malgache s’intensifie

En déplacement en Russie au Forum international sur la sécurité de Moscou, du 26 au 29 mai, le Premier ministre malgache, Mamitiana Rajaonarison, a profité de l’occasion pour s’entretenir avec des hauts responsables russes. La sécurité mondiale, les investissements et la coopération bilatérale sont au centre des discussions. Et déjà, […]

TSELATRA

Fisorohana ny lozam-pifamoivoizana, nakisaky ny eo anivon’ny Kaominina Antananarivo sy ny Jirama ny andrin-jiro iray teo afovoan’arabe teny Tsarasaotra, ny sabotsy teo. «Tafiditra ao anatin’ny arabe io andrin-jiro io ka manelingelina sy mety hampidi-doza amin’ny fifamoivoizana», hoy Ranaivoson Ny Hery Mananjara, Filoha lefitry ny Delegasionina manokana ny tanànan’Antananarivo. Mitondra herinaratra […]

Akon’ny fetin’ny Pantekoty : 10 ireo namoy ny ainy tao anatin’ny roa andro

Nahatratra 10 ireo olona namoy ny ainy nandritra ny fanakalazana ny roa andron’ny fetin’ny Pantekoty 2026 lasa teo, raha ny tatitra voaray avy eo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha. Maty teo anivon’ny sampandraharaha fameloman’aina ny dimy tamin’ireo. Raha maty avy any ivelan’ny hopitaly kosa ny ambiny. Manodidina ny 27 ireo olona […]

RN1: Taksiborosy tra-doza

Nivoaka ny arabe, fiara mpitatitra iray niharan-doza tao Ambatomainty, lalam-pirenena voalohany (RN1), afakomaly maraina tamin’ny 2 ora. Nivoaka ny arabe io fiara io noho ny fisorohan’ny mpamily ny loza. Nandeha mafy ny kamiao iray mpitatitra entana niala avy aty Antananarivo sady nisongona fiara teo alohany tao anatin’ny faritra mampidi-doza, araka […]