Après un parcours historique au championnat d’Afrique des Nations (Chan) marqué par une précieuse deuxième place et le retour triomphal à Antananarivo, les Barea ont été décorés, ce lundi par le président de la République, Andry Rajoelina à Iavoloha. Par ailleurs, des bourses professionnelles mensuelles seront attribuées aux joueurs sélectionnés […]
Other News
Raboussa: Mbola tompon’ny rap gasy
Tsy tokony hisy adihevitra intsony… Mbola Raboussa irery, hatreto, no mpiangaly ny rap gasy nameno ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Tsy voalohany izany, saingy mbola noporofoiny indray fa anisan’ireo mpanakanto sangany, be mpankafy ary tompon’ny rap gasy ny tarika. Tsy nisy nodiavina ny lapa, rakotr’ireo mpankafy izay efa misy sokajin-taona samihafa. […]
« Afrima Awards » : Voafidy hifaninana i Denise
Mitohy hatrany ny lalany. Voafantina hifaninanana amin’ny « All Africa Awards » na « Afrima Awards » indray mantsy i Denise. Vaovao lehibe nivoaka ny faran’ny herinandro teo, satria manaporofo fa misokatra ho an’ity mpanakanto ity ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena. Fandaharana ireo mpanakanto afrikanina mpanao mozika manana ny lazany izy […]
TARATRY ny KANTO
Nahitam-pahombiazana ny “Labdihy” andiany faha-11. Tontosa nandritra iny herinandro nivalona iny ity hetsika manokana ho an’ny dihy, nampivondrona indray ireo manan-talenta amin’ity sehatra ity. Natao omaly, tetsy amin’ny Cité des cultures Antaninarenina ny fampisehoana, nenti-namaranana ny hetsika, izay naka endrika famintinana ireo nitranga nandritra ny herinandro. Nanasongadina ny talentan’ireo mpamorona […]
Tarika Njila: Kely sisa dia tafaverina ny fahiny !
Tao i Poopy, Ramaka ary i Datita… Niara-namerina ny “Revy Njila 100%” izy ireo. Niaina indray ny tamberina sy tsiahy ireo mpankafy tao Antsahamanitra, na dia nahatsapa koa ny fahabangan’ireo mpikambana sasany tao amin’ny tarika aza. “Tena izany mihitsy ilay feon-kira fanombohan’ny tarika Njila ny fampisehoana taloha”. Nitamberina vetivety tamin’i […]






