Certes, les Barea de Madagascar n’ont pas gagné le championnat d’Afrique des Nations (Chan), mais ils ont conquis le cœur de toute une nation et même de l’Afrique, après leur deuxième place historique pour une deuxième participation à cette joute continentale. Ils ont eu droit à un accueil triomphal hier, […]
Other News
Fiompiana trondro: Nahatratra 66 000 ireo olona nahavita fiofanana
Nambaran’ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), Mahatante Tsimanaoraty Paubert, afakomaly, tany Mahajanga, fa efa mahatratra 66 000 ireo olona nahavita fiofanana amin’ny resaka fiompiana trondro eto Madagasikara. Araka ny fanazavany, efa mpiompy trondro avokoa ny antsasa-manila amin’ireo nahavita izany. Raha ho an’ny faritr’i Mahajanga manokana, manodidina ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Kaominina Ambohimangakely, ny Foara ho amin’ny fizakan-tena ara-toekarena na ny Tsenaben’ny Fokontany Betsizaraina. Maro ireo olo-manan-kaja tonga teny an-toerana. Hifarana ny alahady ho avy izao moa ity Foara be etsy Betsizaraina ity. Hotanterahina ny 18 sy 19 oktobra ho avy izao ny Marathon […]
Fanatsarana ny famatsian-drano: Nanampy bonbonne 25 ny Jirama
Araka ny vaovao naparitaky ny orinasa malagasy Jirama, omaly, tao anaty tambajotran-tseraseran’izy ireo. Nisy ny fampitaovana isan-karazany nataony mba hisitrahan’ny Malagasy rano fisotro madio. Anisan’ny tena nisongadina tamin’izany ny fanampiana bonbonne miisa 25, izay hanatevina ny 236 efa niasa hatramin’izay. Ho fampiharana izany avy hatrany, ny faritra avo sy ivelan’ny […]
Seranan’Ivato: Vita ny dingana voalohany amin’ny fanavaozana
Afaka miasa ankehitriny ny toerana fiantsonan’ny fiaramanidina, Tarmac 1. Nandaniana 32,5 miliara Ar ny asa, ho fanarahana ny fenitra iraisam-pirenena. Dingana vaovao indray no vitan’ny orinasa Ravinala Airports amin’ ny fanavaozana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antananarivo. Raha ny antontanisa, nandritra ny fotoam-piasana 2025, manodidina ny 60 isan’andro ny fivezivezen’ny fiaramanidina teo […]






