Other News

Tsipy kanetibe – «Masters 2024»: tsy manao «Final four» ny ekipa malagasy

Ratsy ny vokatra azon’ny ekipam-pirenena malagasy, tamin’ny “Masters 2024” taranja tsipy kanetibe. Resy in-telo teo amin’ny dingana fahatelo izy ireo. Vokany, tsy tafiditra ao anatin’ireo ekipa efatra hiatrika ny “Final Four”. Tapitra teo amin’ny dingana fahatelo ny lalan’ny ekipam-pirenena ma­lagasy, eo amin’ny fiadiana ny “Masters 2024”, taranja tsipy kanetibe ho […]

Fiaraha-miasa amin’i Emirats Arabes Unis; ho avy ny sidina hampitohy an’i Dubai sy Ivato

Hihamafy sy hihatsara hatrany ny fiaraha-miasa. Nandray ny masoivoho vaovaon’ny fanjakan’i Emirats Arabo mitambatra (EAU), ny Dr Salim Ibrahim Bin Ahmed Mohamed Alnaqbi, ny minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, Andriantsito­haina Naina, afakomaly, tetsy Anosy. Voaresaka tamin’izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta sy ny hanamafisana izany hatrany. […]

Fikarakarana ny fifidianana : Nidera ny Ceni ny mpitarika ny Tim, Ravalomanana

Nidera sy nankasitraka ny eo anivon’ny Ceni ny filoha nasionalin’ny Tim sady kandidà ben’ny Tanàna, Ravalo­manana Marc, omaly teny Alarobia. “Tena zava-dehibe ary ilaina ny sehatra ifanakalozan-kevitra nokarakarainareo tahaka izao. Vonona handray anjara feno amin’ny fifidianana izahay avy amin’ny fanoherana”, hoy izy. Na izany aza, notakiany ny fandraisana andraikitry ny […]

Ny PDS, Ramanantsoa Harilala: «Asa miandry anay ny tsena sy ny fako ary ny lalana…»

Notanterahina, omaly, ny famindram-pahefana teo amin’ny PDS teo aloha amin’ny alalan’ny sekretera jeneralin’ny CUA sy ny PDS vaovao, Ramanantsoa Herilala. Natsidiny tamin’izany ireo asa hosahaniny, manomboka eto. Nambarany tamin’izany fa mitantana ny fampandehanan-draharaha eto Anta­nanarivo Renivohitra ny tenany ary miatrika ny filan’ny mponina. “Anisan’ny asa miandry ny fako, ny fandriampahalemana […]

Fifidianana ben’ny tanana: Fotoana hanehoan’ny vahoaka ny fahefany

Dingana iray lehibe no vitan’ny Vaomiera manokana misahana ny fifidianana, omaly. Ambohipihaonan’ny mpisehatra rehetra izany. Samy nanao rodobe na ny mpitondra na ny mpanohitra. “Aoka tsy hohamaivanina ny fifidianana ben’ny Tanàna. Amin’ny maha fifidianana manakaiky vahoaka azy, fo­toana hanomezana vahana ny olom-pirenena handray anjara mivantana amin’ny fitantanana sy ny fampandrosoana […]