Other News

Vary safiotra : Mampidi-bola 5 tapitrisa Ar ny tany 1 hekitara

Nizarana masomboly vary safiotra sy zezika ny tantsaha eny Sabotsy Namehana, omaly. Ahazoana vokatra 12 taonina isaky ny hekitara ny velarantany 1 hekitara. Misitraka ny vina sy ny fanamby napetraky ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny tantsaha ao amin’ny kaominina Sabo­tsy Namehana. Natolotry ny Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo (Sesa), […]

TARATRY ny KANTO

Handray anjara mavitrika ao anatin’ilay fifaninanana iraisam-pirenena « Intervision » hotanterahina any Rosia ny 20 septambra izao ny solontena telo avy eto Madagasikara. Mamy Gotso, tontolon’ny fitsarana sy ny fampiaraham-peon’i Denise sy i D-Lin amin’ilay hira mitondra ny lohateny « Tiako hanjeky ». Marihina fa mpanakanto anisan’ny efa niatrika fifaninana iraisam-pirenena lehibe tahaka izao […]

« Festival Voasary » II : Hivelatra amin’ny Fanatanjahantena

Hisy ny fifaninanana lalao baolina kitra, hazakazaka efatra kilometatra, lalao fanatanjahantena nentim-paharazana moraingy… Anisan’ny hampiavaka ny « Festival Voa­sary », andiany faharoa, ho­tan­­terahina ny volana septambra ho avy izao io endrika fivelarana lehibe io. Hetsika hotontosaina any amin’ny Kaominina Antsa­trami­dola Andoharano, miala 35 km amin’i Mandritsara. « Tanjona ao anatin’ny fanatanterahana ny « Festival […]

Tantara an-tsehatra : Hiverina any Moramanga ny tarika Iray Fy’Art

Tafiditra ao anatin’ny tohin’ny fitetezam-paritra. Hiaka-tsehatra ao Ambohibary, Moramanga, indray ny tarika Iray Fy’Art, mpilalao tantara amin’ny radio. «Seho hafa… Tantara vaovao be no hoentinay eny an-tsehatra amin’io fotoana io», hoy ny lehiben’ny tarika, Niravo. Nambarany fa tsy ambakan’ny tantara nolalaovin’izy ireo tany an-toerana tamin’ny herintaona sy ireo nentina nitety faritra […]