Lavon’ny balan’ny zandary nandritra ny fifandonana tao amin’ny fokontany Tsiazompaniry, kaominina Sabotsy Namatoana, distrikan’Ambatolampy, afakomaly, ny jiolahy raindahiny fantatra amin’ny anarana hoe i Naivo Lava. Teo am-piomankomanana ny hangalatra omby sy hanafika fianakaviana hamadi-drazana tamin’io fotoana io izy no maty voatifitra. Nanao savahao ny tanàna ny zandary avy ao amin’ny […]
Other News
Lonilonim-piarahamonina : raim-pianakaviana voatsatoka antsy teo amin’ny masony
Saika namoy ny ainy ity raim-pianakaviana voatsatok’antsy ity. Nandritra ny lanonam-pianakaviana no niseho ny tranga tao Bezomo Maroseranana, afakomaly. Voatsatok’antsy teo amin’ny masony izy… Nandriaka indray ny ra tao amina lanonam-pianakaviana iray tao amin’ny fokontany Bezomo kaominina ambanivohitr’i Maroseranana, afakomaly vao maraina. Naratra mafy voatsatok’antsy teo amin’ny masony ny raim-pianakaviana […]
29 aogositra 2024
Tir en l’air du 29 août 2024
Festival Alefa Parkour: une légende du Parkour dans nos murs
La capitale malgache est en effervescence. L’association Traceur Gasy a donné hier le coup d’envoi de la troisième édition du Festival Alefa Parkour à la Cité des Cultures à Antaninarenina. Cet événement se déroule du 29 août au 7 septembre sur plusieurs sites. Le festival, qui a rapidement gagné en […]