Hatramin’izao, mbola mandray anjara goavana amin’ny fampivelarana sy fampiroboroboana ny kolontsaina sy ny zavakanto any amin’ireo firenena misy azy ny Alliance française. Iray amin’ireny ny eto Madagasikara… Manomana sahady ny taom-pampisehoana 2025 ny tambajotran’ ny Alliance française eto Madagasikara. Toy ny isan-taona, hisy indray amin’ity ny fihaikana ireo mpanakanto, maniry […]
Other News
Tetikasa Tafita Jica : nampitombo ny fahaizan’ny ankizy eo amin’ny taranja kajy sy ny vakiteny
Anisan’ny tetikasa iray nampitombo ny lentam-pahaizan’ny zaza malagasy ny vakiteny sy ny kajy ny tetikasa «Tafita Jica». Nanampy betsaka izany ny fisian’ny ora fanarenana ivelan’ny fianarana. Niroso tamin’ny dinika voalohany mahakasika ny tetikasa « Tafita Jica phase III » ny avy amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena (Men) sy ny Jica, omaly. Tonga nanatrika izany […]
FANTINA sy FINTINA
Navoakan’ny minisiteran’ny Atitany, afakomaly, ny didim-panjakana N° 2024-1493 miantso ny mpifidy hanatanteraka ny fifidianana kaominaly sy monisipaly amin’ny 11 desambra, hanomboka amin’ny 6 ora maraina hatramin’ny 5 ora hariva. Ny lisi-pifidianana nofaranana tamin’ny 15 mey 2024 no hampiasaina ary ny kara-pifidianana farany teo. “Nanao ny tokony ho nataony ny fanjakana […]
Ceni : “Mila miomana ny mpirotsaka hofidina”
“Entanina ny kandidà hiomana avy hatrany. Tsy hiandry ny fotoana farany hahazoana mameno na manao fanitsiana, raha misy tokony hanaovana izany”, hoy ny mpampaka-tenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, ny amin’ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina amin’ny fifidianana kaominaly. Tsiahivina fa atao dika efatra mitovy ny dosie ilaina ho an’ny lisitra kandidà. […]
Miandry andro
Efa mihetsiketsika ny zaza ao e! Raha ny fantatra, omaly no efa nanomboka ny fijeren’ny praiminisitra ny mahakasika izay olona handrafitra ny governemantany. Mbola nisy ny fandraisana ny antontan-taratasy faramparany ho an’izay vonona, teny Mahazoarivo. Manana eo amin’ny 48 hatamin’ny 96 ora ny lehiben’ny governemanta handefasana izay mahafeno fepetra […]