Le président de la République, Andry Rajoelina, a tenu en fin de semaine une série de rencontres au Palais d’État d’Iavoloha avec divers acteurs de la société malgache : syndicats, journalistes, représentants du secteur privé et de la société civile. Objectif : renouer le dialogue et trouver ensemble des solutions […]
Other News
Mpandika Teny Tanana
Tsy misy iray isan-trano akory : Mbola tsy manan-danja ny hosodoko
Na tsy maro tahaka ny mpanakanto eo amin’ny tontolon’ny hira aza ny mpanao sary hosodoko eto Madagasikara. Mahasarika ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora any am-pianarana ny mianatra azy ity. Tsy vitsy rahateo ireo sekoly mampiditra ny taranja hosodoko hoenti-mampitombo ny fanabeazana maha olona ao aminy. … Hatramin’izao, […]
TARATRY ny KANTO
Nanao antso avo amin’ireo mpanakanto rehetra ny sendikàn’ny mpanakanto, omaly. Manetana izy ireo ny tsy handraisan’ireo mpanakanto anjara amina fampisehoana hatao hampisara-bazana sy hampifandrafy ny samy malagasy. “Miantso ireo mpanakanto zandry tsy hanaiky hataon’ny hafa fitaovana amin’izao toe-draharaha am-pototry ny fifamonoan’ny samy Malagasy izao. Miantso ihany koa ireo tompona fanamafisam-peo […]
Fianarantsoa: Nahazo Tranoben’ny boky
Tsangambato hanasoavana taranaka. Izay no antony nananganana ny Tranoben’ny boky (Maison du livre) ao Ankofa, Mahasoabe, Fianarantsoa. Razafimandimby André Claude no tompon-kevitra sy tompon’ny toerana. ” Hifoha velombelona ny saina. Hitombo velabelatra ny fahalalana” , hoy izy. Faharesen-dahatra sy finiavana manokana hanasoa ny mpiara-belona amin’ny alalan’ny fanohanana ny kolontsaina ny […]






