Dans l’affaire Ambohimalaza, l’enquête judiciaire entre dans sa dernière ligne droite. Une dizaine de familles des victimes, accompagnées de leurs avocats, ont été auditionnés à la section de recherche criminelle de Fiadanana, hier. Journée mouvementée hier dans les locaux de la section de recherche criminelle de Fiadanana. Après avoir déposé […]
Other News
Taom-piotazana lavanila 2025 : Nitotongana ny vidiny, sanganehana ny tantsaha
Efa saika nivoaka avokoa ny taom-piotazana ny vokatra lavanila ho an’ ny faritra maro. Ny talata 15 jolay teo, nisy ny lanonana ho fanehoana izany fisokafany izany ho an’ny faritra Atsinanana, tetsy amin’ny kaominina ambanivohitra Antetezambaro. Velon-taraina ny tantsaha mpamboly nandritra ny lanonana fampahafantarana ny taom-piotazana ny vokatra lavanila, ny […]
Fotoam-pialantsasatra : Fanarenana ny lalam-pirenena faha-2 sy ny faha-5
Lalam-pirenena anisan’ny be mpampiasa indrindra ny RN2. Toraka izany koa ny RN5, indrindra amin’izao fotoan’ny fialantsasatra izao. Mandeha ny fanarenana, toy ny miainga eto Antananarivo mankany Toamasina (RN2) sy ny Toamasina-Foulpointe-Soanierana Ivongo (RN5), hanamorana ny fivezivezen’ny olona sy ny vokatra. Ho an’ny RN2, mirefy 101 km (PK203-PK304) ny lalana arenin’ny […]
RSE : Nankalaza ny Mandela Day ny Airtel
Ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena azy, manana andraikitra amin’ny asa sosialy eo amin’ny fiarahamonina (RSE) koa ny Airtel. Niara-niombon’antoka ny orinasa sy ny masoivohon’i Afrika Atsimo, nankalaza ny Andro iraisam-pirenena Mandela, ny zoma 18 jolay teo. Nizarana boky ny zaza tsy ampy taona, tazonina eny amin’ny fonjan’Antanimora. Entina hanamafisana ny […]
Fifindra-monina sy ny toetr’andro : 3,5 tapitrisa dolara hanohanana ny eny ifotony
Miantraika amin’ny fiarahamonina ny fiovan’ny toetr’andro. Sambany maneran-tany misy tetikasa mampirindra ny ady amin’ny hetraketraky ny toetr’andro sy mametraka ny fandriampahalemana. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tany Ambovombe, faritra Androy, ny 17 jolay teo, ny tetikasa lehibe iray mikendry ny hampihenana ny fifandirana sy ny disadisa vokatry ny fiovan’ny toetr’andro. Tetikasa […]






