Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Mahamasina, fa tsy ho tratra amin’ny volana septambra ny asa fanamboarana ny Kianja Barea Mahamasina, izay havadika ho bozaka safiotra. Midika izany fa tsy hatao eto an-toerana ny lalao hihaonan’ny Barea amin’i Tanzanie. Tsiahivina fa tafiditra anatin’ny […]
Other News
Tetikasa APA: fizarana ny tombontsoa avy amin’ny fototarazo
Natao omaly, ny tatitra momba ny tetikasa Fizarana ny tombontsoa azo avy amin’ny fototarazo sy ny fahalalana nentim-paharazana mahakasika ny zavamaniry (APA). Voakasik’izany ireo zavamaniry fanao fanafody, fikarakarana ny vatana sy tarehy. Tetikasa natao ny taona 2018 hatramin’ny 2025 ny APA, araka ny fifanarahana iraisam-pirenena tany Nagoya. Nilaza ny tale […]
Fantina sy fintina
Nandefa telegrama fiarahabana sy firarian-tsoa ho an’ny vahoaka malagasy sy ny filohan’ny Fanavaozana noho ny fetin’ny 26 jona ny filohan’i Etazonia, i Donald Trump. Teo koa ny filohan’ny Federasionin’i Rosia, i Vladmir Poutine; ny filohan’ny Repoblika entim-bahoakan’i Chine, i Xi Jinping; ny filohan’ny vondron’ny Nosy Kaomaoro, i Azai Assoumani; ny […]
Mbola be ny adidy !
Tena nahafinaritra ny fety ! Toy ny isan-taona, nahoraka ny fampisehoana sy ny afomanga nanerana ny distrika. Raha atao bango tokana, nahafapo ny mpankafy ny hetsika rehetra. Nakotrokotraka ny fety. Samy nanao izay ho afany ny manampahefana isan-tsokajiny. Vanim-potoana nentina namaly babena ny olona nifidy sy nandatsa-bato izany ho an’ny […]
Fetim-pirenena, 26 jona: nanetriketrika ny fankalazana ny faha-66 taona
Notanterahina teny amin’ ny Kianjan’ny Barea Mahamasina, omaly, ny lanonana fankalazana ny niverenan’ny fahaleovantena sy ny faha-66 taona nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy. Nanetriketrika ny fankalazana. Toy ny mahazatra, nisy ny matso lehibe, nahitana mpandray anjara 3 800 isa. Filoham-panjakana roa nanome voninahitra ny fotoana. Anisan’izany ny filohan’ny vondro-nosy Kaomoro, Azali Assoumani […]






