Other News

Lay Far – “Maman Olga Rajoelina” : “Aoka tsy ho diso famindra isika mpanohana”

Nanao fanambarana ma­noloana ny raharam-pirenena ny eo anivon’ny Lay fitiavana an’ny rehetra (Lay Far), miaraka amin’i Maman Olga Ra­joelina, ny talata teo, tetsy 67 ha. Nambaran’izy ireo fa misy ireo milaza ho ampian-tafika, tsy ampian-tafika. Ny akanga maro anefa tsy vakin’amboa, araka ny fanambarana. “Aoka isika tsy ho diso famindra […]

VAOVAO TAMBATRA

Miantraika amin’ny tsena anatiny ny tsy fahamarinan-toeram-bidin’ny cacao eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mahatratra 12 000 dolara ny iray taonina amin’ny cacao ny tapaky ny volana avrily teo, raha 4 000 dolara izany tamin’ny fiandohan’ny taona. Tsy ampy ny cacao ao Ambanja, tsy misy indostria ihany koa ao an-toerana. Horaisin’ny fanjakana an-tanana […]

Fifanakalozana : mamolavola politika ara-barotra i Madagasikara

Fepetra iray takin’ny maha mpikambana antsika ao anatin’ny vondrona iraisam-pirenena momba ny varotra (OMC) ny fanolorana ny politika ara-barotra. Tonga eto Madagasi­kara miatrika ny fivoriana fanangonan-kevitra mahakasika izany ny tomponandraikitra ao amin’ny OMC. Nanom­boka ny talata teo ka haharitra telo andro ny fivoriana izay iharahana amin’ireo departemantam-panjakana misy ny minisiteran’ny […]

Faritra Menabe : tafakatra 32% ny voka-boanjo

Manodidina ny 13 500 taonina ny voka-boanjo ao amin’ny faritra Menabe manontolo, tamin’ity taona ity. Izany hoe, niakatra 32% ny vokatra raha oharina tamin’ny taon-dasa. Antony nahazoana izany ny tohana nomen’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, tamin’ny alalan’ny tetikasa Purpa sy ny talem-paritra ao an-toerana ary ny FDA Menabe. Nety tamin’ny […]

Tao anaty 20 taona : mirongatra ny olan’ny fananan-tany eto Madagasikara

Mbola manjaka sy miseho amin’ny endrika samihafa ny olan’ny fananan-tany eto Madagasikara. Tsy mitsaha-mirongatra izany tao anatin’ny 20 taona. Anjakan’ny olana saro-bahana sy mahazo va­hana ny fananan-tany. Nilaza ny sehatra iombonan’ny fananan-tany (SIF) fa mifototra amina teboka telo ny endrika isehoan’ny olan’ ny fananan-tany eto Madaga­sikara. Ao ny olana ateraky […]