Other News

FIM 2025: Fahombiazana ny hetsika, vina ho an’i Afrika

Fahombiazana lehibe ny setriny ho an’ny andiany faha-19 amin’ny Foire internationale de Madagascar (Fim), notanterahina teny amin’ny Centre de Conférences International Ivato, ny 22 hatramin’ny 25 mey lasa teo. Ho an’ny MadaVision, mpikarakara ny hetsika, nametraka aina vao ny « Fim 2025 ». Mihoatra ny 250 ireo mpandray anjara tamin’ity andiany ity, […]

“Médecine du sport et de dopage” : 31 mianadahy nahazo mari-pankasitrahana

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Andasibe, ny fizarana ny mari-pankasitrahana ho an’ireo mpiofana nanaraka ny “Cours national décentralisé en médecine du sport et de dopage”. 31 mianadahy no nahavita ny fiofanana ka notolorana izany mari-pankasitrahana izany. Tsiahivina fa efa nanomboka ny 22 mey teo ny fiofanana ka nisy ny […]

Yas Semi-Marathon Mada 2025 :Nanjakan’i Jean Claude sy i Marthe ny fifaninanana

Notontosaina omaly, teny amin’ny kianjan’Alarobia, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny hazakazaka lavitr’ezaka, «Yas Semi Marathon » andiany fa­hadimy, taona 2025. Nanjaka teo amin’ ny sokajy « se­niors », ho an’ny alaviran-dalana 21 km, Rakotonirina Jean Claude, atleta lehilahy, avy amin’ny klioba AS Crown Antsirabe. Araka ny fanadihadiana natao, 1 ora sy […]

Karate-Africa Cup JKA : Nahazo medaly volamena 2 sy alimo 1 ny Malagasy

Malagasy mpikatroka mirahalahy no nisolo tena an’i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Afrika JKA, taranja Karate. Fifaninanana notontosaina tany Afrika Atsimo. Tsara ny vokatra ho an’ny solontena malagasy, niatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika eo anivon’ny JKA (Japan Karate Asso­cia­tion), natao tany Afrika Atsimo, ny faran’ny herinandro teo. Medaly […]