Other News

Tetikasa Taratra Toliara: fitantanana mahomby ny harena ambanin’ny tany

Nikarakara loabary an-dasy indray ny Tetikasa Taratra, volavolain’ny Kaonferansin’ny eveka ao amin’ny Eglizy Katolika, ny 3 avrily 2024 teo. Noresahana ny fitantanana mahomby ny harena ambanin’ny tany mba hitondra tombontsoa ho an’ny rehetra. Tany Benetsy, kaominina Ankilimalinike, distrika Toliara II, no nanaovana ny fivoriana, mahakasika ny lafiny lalàna mifehy ny […]

Fanapahan’ny Ovec : voailikilika ny kandidà roa ao Toamasina I

Tsy anisan’ny mpihazakazaka tamin’ny ora farany. Miisa fito ireo kandidà nandrotsaka antontan-taratasy firotsahana teo anatrehan’ny Ovec, ho an’ i Toamasina, ny alatsinainy teo. Nihena ho dimy anefa izany, omaly, rehefa nivoaka ny lisitr’ireo afaka hifaninana hiady seza roa any an-toerana. Anisan’izany ny kandidà tsy miankina Rajaonary Syl­vestre, avy amin’ny fikambanana Coco […]

TARATRY ny KANTO

Piment Café – Olombelo Ricky. « Hiraiko mangina… » no hatolotr’ity mpanakanto ity, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany. Fotoana hamerenana miaraka amin’ireo mpankafy ireo hira nandalo vanim-potoana tsy tontan’ny ela izany. Hatramin’izay nisian’ny fiarahana tamin’ny Olombelo Ricky tao amin’ity trano filanonana ity, hipoka mpankafy hatrany ny toerana. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy […]