Face à la polémique qui se propage sur les réseaux sociaux autour du concours de recrutement de 600 élèves agents pénitentiaires en 2024, le directeur général de l’Ecole nationale d’administration pénitentiaire (Enap), l’inspecteur d’administration pénitentiaire en chef Désiré Razafintsalama, a tenu à clarifier la situation hier. Aux côtés du chef […]
Other News
Rallye Motul: voalohany i Faniry sy i Mahents
Norombahin’i Faniry sy Mahents, mpanamorin’ny klioba TMF/Asacm, nitondra ny fiara Peugeot 208 T16, ny andiany fahenina amin’ny Rallye Motul. Fifaninanana notanterahina ny zoma ka hatramin’ny omaly alahady. Dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, nokarakarain’ny klioba FMMSAM. Tontosany tao anatin’ny fe-potoana 1 ora 37 mn 59.2 s ny hazakazaka, […]
Nosy malagasy, tetibola, Base Toliara: nampanantsoin’ny depiote mpanohitra ireo minisitra telo
Nandefa taratasy eo anivon’ny birao maharitry ny Antenimierampirenena, ny herinandro teo, ny depiote avy amin’ny fanoherana. Miompana amin’ny fampiantsoana ireo minisitra miisa telo izany. Anisany nampanantsoin’ny depiote Firaisankina ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola hanontaniana ny momba ny olana ara-bola sy ny tsy fisian’ny fanitsiana ny tetibola amin’izao fivorian’ny […]
Nosy Hara: nilanja 4 kilao ny horita iray
Nisokatra ny 12 mey teo ny taom-panjonoana horita any amin’ny Faritra arovana Nosy Hara, kaominina Andranovondronina, distrika Antsiranana II. Mitantana ity Faritra arovana ity ny Madagascar National Parks (MNP). Nitontaly 36,544 taonina ny vokatra azo tamin’io andro voalohany nisokafan’ny fanjonoana io. Fahombiazana lehibe ho an’ny mpanjono any an-toerana izany satria […]
Haban-tseranana: matotra ny fiaraha-miasa Chine-Madagasikara
Mibahan-toerana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fifampiraharahana amin’ny lafiny haban-tseranana. Manoloana izany, nitsidika teto Madagasikara ny delegasiona sinoa, tarihin’ny minisitra lefitra miadidy ny Fitantanana foibe ny ladoany, Wang Lingjun, ny 14-16 mey teo. Manan-danja ity fitsidihana ity, nanamafisana ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy i Chine, tsy mitanila sady samy ahazoan’ny roa […]






