Other News

Mandritsara : Rava ny tambajotra mpanao vola sandoka

Vehivavy roa sy enin-dahy voasambotry ny polisim-pirenena tao amin’ny fokontany Antsahabe avaratra, kaominina Mandritsara, omaly maraina. Nahatratra mpangalatra ny fokonolona teo amin’ny fokontany Ambalanantsotry, io talata maraina io. Natahotra mafy ny ainy sy iharan’ny fitsaram-bahoaka, nitoroka ireo namany sy mpiray tsikombakomba taminy io lehilahy io. Nikasa hanaparitaka vola sandoka tao […]

Avy nivarotra sakay: lehilahy 68 taona hita faty tapa-doha

Misesisesy ny fahafatesan’olona mampiahiahy sy feno habibiana tato ho ato. Raim-pianakaviana iray hita faty notapahan-doha, omaly. Avy nivarotra sakay tany Antsirabe izy io ary taraiky hariva teny an-dalana ka izao nisy namono izao. Raim-pianakaviana iray, 68 taona, hita faty tapa-doha, omaly vao maraina, tamin’ny lalana mankany amin’ny tanànan’Antom­pom­bohitra, fokontany soavina […]