Mirongatra ny trangana tsy fandriampahalemana eto Madagasikara, amin’ izao fotoana. Maro karazana ary miseho amin’ny endrika samihafa izany eny anivon’ny fiarahamonina. Anisan’ izany ny fifamonoana amin’ny alalan’ny fitaovana maranitra: antsy, sabatra, basy sy ny maro hafa. Lasibatra amin’izany avokoa ny sarambabem-bahoaka. “Misy ifandraisany avokoa ny karazana tsy fandriampahalemana misy eto […]
Other News
Orambe teto Analamanga: Olona telo maty, an’arivony traboina
Olona telo namoy ny ainy nandritra ny orambe teto Analamanga, nanomboka ny 22 hatramin’ny 24 marsa 2025 lasa teo, raha ny tatitra navoakan’ny BNGRC omaly hariva. Tany Ambohijanaka ny roa tamin’izy ireo ary teny Ampitatafika ny iray hafa. Mahatratra 9 761 ny isan’ny traboina, ahitana tokantrano 2 762 isa. Ao amin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Vonona hamatsy vola hanarenana ny tetezan’Ifasy sy Mahavavy (RN6) ny Banky iraisam-pirenena. Eo am-pandinihana ny fomba hanatanterahana azy, ny minisiteran’ny Asa vaventy, ny Antokondraharaha misahana ny lalana (Agence Routière), ny orinasa Colas ary ny Banky iraisam-pirenena. Anisan’ireo firenena telo ho fitaratra i Madagasikara amin’ny sehatry ny angovo azo havaozina. Miaraka […]
Marojejy sy Masoala: Averina ho vakoka iraisam-pirenena ny ala
Vakoka iraisam-pirenena tandindomin-doza ny ala arovana any Marojejy sy Masoala, ny taona 2010, satria nirongatra ny fitrandrahana hazo sarobidy. Manoloana ireo, tonga tany an-toerana, ny 18 marsa teo, ny Malagasy sy vahiny manam-pahaizana isan-tsokajiny, nijery manokana ny fomba hamerenana azy ho vakoka iraisam-pirenena indray. Notsidihina sady notombanana ny zava-misy any […]
Marovoay: Fitaovam-panetsana manara-penitra
Nampahafantarina tany amin’ny fokontany Antanambao Andranolava, distrika Marovoay, ny fitaovana fanetsana manara-penitra, ny 24 febroary teo. Manamora ny fanetsana vary sy manatsara ny fomba fambolena ity fitaovana ity. Sady tsy mahafantatra azy ny ankamaroan’ny tantsaha, indrindra ny any ambanivohitra sy lavi-toerana. Namolavola azy ny Afafi, miara-miasa amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy […]







