Maromaro ireo sefo distrika nesorina amin’ny toerany tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha. Anisan’izany ny distrikan’Ambohidratrimo, Betafo, Ambilobe, Port Bergé, Ifanadiana, Iakora, Betroka ary i Miandrivazo. Tanjon’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka amin’ny 100 andro ny hampiakarana hatrany amin’ny 50% ny fangatahana fotoana hanaovana pasipaoro amin’ny alalan’ny internet. Efa maherin’ny 21% ireo […]
Other News
Antenimierampirenena : miampy 12 ny isan’ny depiote hofidina
Raha 151 ny isan’ny depiote amin’izao fotoana izao, miampy 12 izany. 163 ny depiote hofidina amin’ny 29 mey. Nolanian’ny filankevitry ny minisitra, teny Iavoloha, afakomaly, ny didim-panjakana famenon’ny didim-panjakana lah. 2019-189 tamin’ny 20 febroary 2019 mamaritra ny isan’ny depiote sy ny fitsinjarana ny toerana manerana an’i Madagasikara ary ny fomba […]
Raikitra amin’izay !
Mihazakazaka ny toe-draharaha mahakasika ny fifidianana. Raikitra amin’izay ny lalao. Efa mivoaka ny fitsipika sy ny isan’ny olona ho raisina, hiakatra eny ambony kianja. Nampitomboina mihitsy aza izany mba hahafahan’ny distrika isanisany hisitraka ny tombontsoa sahaza azy. Ho mpisolovava rahateo izay ho lany « match » sy ho lany ka samy […]
Fifidianana depiote : henjana ny masontsivana ho an’ireo kandidàn’ny TGV
Handatsaka kandidà iraisana ny mpanohana ny filoha Rajoelina Andry. Hivoaka amin’ity faran’ny herinandro ity ny lisitra Irmar. Hambara amin’ny fomba ofisialy amin’izao faran’ny herinandro izao, ireo ho kandidàn’ny Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar) amin’ny fifidianana depiote. Nandalo sivana henjana izy ireo. Anisan’ny fepetra napetraka ny fanajana ny fitsipika […]
Ambohimalaza : tratra ny mpisoloky, manao fanamian’ny Tafika
Naiditra am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, omaly ilay lehilahy nisandoka ho Tafika. Olona telo hafa indray nalefa eny amin’ny fonjan’Antanimora noho ny fisandohana asa sy andraikitra (nilaza ho miasa eo anivon’ny Tafika Malagasy). Nitohy hatrany ny fanadihadiana lalina nataon’ny zandary momba ilay raharaha fisolokiana ho miaramila eo anivon’ny Tafika […]