Maherin’ny 40% ny zaza latsaky ny dimy taona no miaina anatin’ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka eto Madagasikara. «Voakasik’ izany ny faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanana, noho izy ireo mazàna lasibatry ny loza voajanahary», hoy ny lehiben’ny sampandraharaha fanjohiana sy fanaovana tombana eo anivon’ny Foibem-pirenena fanjarian-tsakafo (ONN), Raharijaona Andriamihaja, omaly. Manana […]
Other News
Asa Avotra Mirindra faha-5 : Tantsaha 14 000 nisitraka tohana
Tontosa tao anatin’ny 40 andro ny andiana asa fahadimy amin’ny tetikasa «Asa Avotra Mirindra». Voakasik’izany ny faritra Analamanga, nanomboka ny 13 novambra 2024 hatramin’ny 7 febroary 2025. Miisa 28 ny kaominina nisitraka ny tetikasa ao anatin’ny distrika Anjozorobe, Ankazobe ary Manjakandriana. Natao hanampiana amin’ny famokarana, ny fihariana ary hanatsarana ny […]
Fotodrafitrasa famatsian-drano: Mampiasa lavadrano ny 18% ny mponina an-drenivohitra
Tsy misitraka rano fisotro madio ny 74% ny mponina eto Madagasikara. Tafakatra 76% io taha io eny amin’ny tontolo ambanivohitra raha toa ka 67% ny Malagasy an-drenivohitra no miaina izany. Nivoitra tao anatin’ny fanadihadiana nataon’ny Afrobarometer fa 74% ny Malagasy no tsy misitraka rano fisotra madio ho an’ny filana ao […]
TARATRY ny KANTO
Farakely etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Elaela indray tsy nifamotoana tao amin’ity tokotanin’ny mozika ity i Farakely sy ny mpankafy azy. Anio amin’ny 8 ora sy sasany indray ny fotoana hizarany ny “Tiako ianareo”. Hiverenana avokoa ireo hira nanamarika ny taona maro tanaty mozika ho an’i Farakely. “Improludik”. Atrikasa iray […]
Fanabeazana sy fitaizana: Ny fahendrena tsy mety lany andro
Antony iray miteraka fifandirana na fifandonana, matetika, eo amin’ny tanora sy ny lehibe ny fahendrena. « Ny anareo, efa lany andro », hoy ny tanora. Ho an’ny lehibe (olon-dehibe): « ny fahendrena tsy mety lany andro ». Hoy ny Malagasy: « ny mandrora mitsilany, mahavoa tena ». Fahendrena mety ho lany andro? Tahaka izany koa ny: […]







