Nitsidika ny Praiminisitra, lehiben’ny governemanta Ntsay Christian, teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, omaly, ireo delegasiona avy amin’ny Vondrona eoropeana (UE). Nitarika izany ny masoivohony miasa sy monina eto Madagasikara, Roland Kobia. Niaraha-nandinika nandritra izany fihaonana teo amin’ny roa tonta izany ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny andaniny sy ny ankilany. […]
Other News
“Vehivavy mitafa”: Hanasongadinana ny fahaiza-manao
Nosofakana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina, omaly, ny hetsika “Festival à voix haute”, “Vehivavy mitafa”. Hetsika karakarain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny faritra Île de France, mpanohana ny hetsika. Tanjona ny hanasongadinana hatrany ny fahaiza-manaon’ny vehivavy. Eo koa ny fisian’ny firaisankina amin’ny fiadiana ny zo eo amin’ny lahy sy ny […]
TARATRY ny KANTO
Nizara fisotroan-dronono voalohany ny Omda, omaly. Nisitraka izany ireo mpanakanto mpamorona, mpikambana efa maherin’ny 60 taona. Fotoana nanamafisana hatrany ihany koa ny tokony ho fantatra amin’ny zon’ny mpamorona io. Misy ireo mpikambana vao sambany no nisitraka ny fisotroan-dronono. Anisan’ireo tanàn-dehibe hanana ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy makotroka i Antsirabe. Ny […]
Fampivelarana ny saina sy ny kanto : Mila hamaroina ny seho amin’ny andro atoandro
Rehefa atoandro, miato kely ny asa aman-draharaha sy ny fianarana. Amin’ny andro atoandro, matetika tsy latsaka ny orana raha fotoam-pahavaratra. Atoandro ny andro, fanangonan-kery hiatrehina ny tolakandro… Tombony omen’ny andro atoandro avokoa ireo. Hatramin’izao, anefa, tsy mbola tafiditra loatra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Malagasy ny hiatrika na hijery zavakanto na fialamboly […]
Kabeson’ny Ampanjaka Toera : Efa miomana amin’ny fandraisana i Menabe
Kely sisa. Ny 14 avrily izao no tokony hanainga any Paris ny kabeson’ny Ampanjaka Toera, sy ny an’ireo mpiantafika roa lahy, miranty any an-toerana. Efa mivonona ny amin’ny fandraisana izany ny any Menabe, amin’izao fotoana. Any an-toerana ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty Donna. Manohy ny fifampiresahana […]







