Other News

Jirama sy Filatex: Hamokatra angovo 68,5 MW fanampiny

Miara-miasa ny Jirama sy ny vondrona Filatex Energies, hanitarana ny angovo herinaratra eto amintsika. Voakasik’izany ny hananganana fotodrafitrasa famokarana angovo azo havaozina sady azo avy amin’ny herin’ny masoandro, mitotaly 68,5 MW, ka hapetraka amin’ity taona 2025 ity ny 25 MW ary amin’ny taona 2026 ny 43,5 MW. Hampifandraisina amin’ny tambajotran’ny […]

Tohana ho an’ny tantsaha : Nanome masomboly voamaina 231 gony sy vary 719 gony ny Base

Mitsinjo ny fampivoarana ny fambolen’ny tantsaha ny orinasa Base Toliara. Anisan’izany ny fanomezana masomboly voamaina sy vary fotsy. Miisa 18 ny fokontany ao anatin’ny kaominina Tsianisiha sy Anki­lima­linike, nisitraka fanampiana avy amin’ny orinasa Base Toliara, ny 18 sy 19 avrily teo. Nahitana masomboly kabaro miisa 133 gony sy vary fotsy […]

Rugby – « XXL Top 12 »: Resin’ny FTM Manjakaray ny Cosfa

Mbola voatazon’ny FTM Manjakaray, ny anaram-boninahitr’i Madagasikara, tamin’ity taom-pilalaovana 2025 ity. Lavon’izy ireo tamin’ny isa, 34 no ho 31, ny Cosfa miaramila, omaly, nandritra ny famaranan’ny XXL Top 12, taranja rugby, natao teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Notolorana lelavola, 10 tapitrisa ariary moa ny mpilalaon’i Manjakaray. Raha hiverenana ny fifanandrinan’ny […]

Judo-Afrika Seniors : Tompondakana fanindroany Rasoanaivo Laura

Voahosotra ho tompondakan’i Afrika, fanindroany, eo amin’ny sokajy Seniors, latsaky ny 70 kg, Rasoanaivo Razafy Aina Laura, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, natao tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny faran’ny herinandro teo. No­po­rofoin-dRasoanaivo Razafy Aina Laura indray ny maha judokas kalaza azy eto Afrika, eo amin’ny sokajy Seniors, […]