Other News

Arivonimamo : Lavo ireo jiolahy raindahiny roa lahy

Ravan’ny zandary ny jiolahy raindahiny roa lahy, malaza amin’ny fanafihana mi­tam-basy sy fitaovana maranitra ao amin’ny kaominina ambonivohitra Imeritsiatosika, oma­ly. Lavon’ny balan’ireo mpitandro filaminana nandritra ny fifanenjehana sy fifampitifirana teo amin’ny roa tonta izy ireo. Hita nandritra izany koa ireo basy vita gasy sy rongony nampiasain’izy ireo rehefa manafika. Voasambotra […]

Fandehanana mafy tamin’ny moto: Namoy ny ainy ilay miaramila tra-doza teny Anosiala

Niady tamin’ny fahafatesana nandritra ny alin’ny talata 28 hifoha omaly alarobia, namoy ny ainy omaly, ilay miaramila tra-doza teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra teo Anosiala. Voadona mafy tamin’ny faritry ny lohany. Tsy tana, omaly, ny ain’ilay tafika kilasy faharoa niharan-doza tamin’ny moto teny amin’ ny RN4, PK28+250, fokontany Ankazo, kaominina Ano­­si­ala. […]