Other News

Maître Jean Patrice : Nanoratra ny tantaran’ny judo malagasy

Vaovao tsara indray no nitranga, ho an’ny taranja judo. Nivoaka ny boky voalohany mirakitra ny tantaran’ny judo mala­gasy (Tome 1). Nanoratra azy, rehefa novolavolainy aman-taonany maro, ny Maître Ratsimiketraka Jean Patrice,. “Ny tantaran’ny judo Malagasy”, io no lohatenin’ity boky ity. Efa azon’ny rehetra jifaina sy vakina izany. Tepana mainty 5e […]

Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Iray ekipa i Rocher sy i Rizzi ary i Delahaye

Hangotraka ny famaranana lehibe amin’ny « Passion Pétanque Française (PPF 2025) ». Nisafidy ny hiaraka ao anaty ekipa iray ireo andrarezina ka anisan’izany ilay frantsay, i Dylan Rocher, ilay Italianina, i Diego Rizzi. Manana ekipa roa kosa ny Malagasy amin’ity. Ho toy ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany kely ny famara­nana lehibe […]

Fihaonamben’ny minisitra eto Afrika : Nandray anjara ny MJS, Moustapha Marson Abdulah

Anisan’ireo firenena nandray anjara tamin’ny fihaonamben’ny minisitera izay natao tany Gambie, ny 21 janoary lasa teo, i Madagasikara. Noresahina tamin’izany ny fanatsarana ny fitantanana ny fanatanjahantena eto Afrika. Notontosaina afakomaly, tany Banjul Gambia, ny fihaonamben’ny minisitera eto Afrika, izay niarahana tamin’ny fikambanana iraisam-pirenena Unesco, Usa­da, Wada, UA. Lohahevitra noresahina tamin’izany […]

Lozam-pifamoivoizana : Ny hetraketraky ny mpamily no tena antony ho an’ny eto Antananarivo

Ny hetraketraky ny mpamily sy ny fitia­vana mandeha mafy ny tena antony voalohany mahatonga ny lozam-pifamovoizana eto Anta­na­narivo. Manampy izany koa ny fisotroana zava-pisotro mahamamo ataon’izy ireo eny am-pitondrana fiara sy kodiarandroa. Maro ny antony mahatonga ny lozam-pifamoivoizana eny an-dalana, raha ny fanadihadiana natao. Ny hetraketraky ny mpamily sy ny […]